-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray no niharan-doza tamin’ity herinandro ity tao Antsirabe. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, nisongona taxi-be iray ity mpitondra bisikileta ity no nifanehatra...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Folo ny isan’ny vehivavy hilatsaka hofidina ho solombavambahoaka ao amin’ny distrikan’Atsimondrano, roa ny ao amin’ny kaominina Bongatsara, araka ny nambaran’ny...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
God’s Mesengers Mass Choir, nohafohezina amin’ny hoe GMMC. Anarana nentin’ireo tanora mivondrona ho antoko mpihira, nivoaka avy tao amin’ny “club...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
- Hihaona amin’ny mpankafy ny mozika jazz ny tarika Full Vao Band. Anio manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM)...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
FC Anjanahary, hifandona amin’ny ASB 52 Ankadindramamy ary ny FC Prince Ambatomaro kosa, hikatroka amin’ny FC Taxi Isoavimasoandro. Ireo ny lalao manasa-dalana eo amin’ny...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Ho an’ireo nahatsiaro, anisan’ny hetsika lehibe indrindra fanao isan-taona tao Antsonjombe ny “Torajofo”. Nentin’ny onjampeo RDJ nanamarihana hatrany ny...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Niainga, tany Mahajanga ny 3 desambra teo, ilay sambo malagasy mitondra ny anarana hoe Atsantsa, hanohy ny fanaraha-maso ny jono aty amin’ny fari-dranomasin’ireo Nosy mpikambana ao...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Ahina hiteraka aretina hafa hamely ny mponina ao amin'ny fokontanin' Analankinina hopitaly be - Toamasina ny fandorana fanafody efa simba sy lany daty atao ao amin'ny lakoroan'ny Hopitaly...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Manana toe-tsaina mamorona ny tanora malagasy ary tsy ambakan’ny hafa. voaporofo izany tamin’ny nahazoan’ny tanora malagasy roa ny loka tamin’ny fifaninanana «...
-
Samedi 14 décembre 2013 à 00:00:00
Raha varoboba ny voatabia, iray volana lasa izay, satria nidina hatrany amin’ny 150 Ar ny kilao teny amin’ny tsena ambongadiny, eny Anosy, efa tsy laitra vidiana izany...