-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
"Manaitra ny momba ny tany tan-dalàna sy ny fanajana ny lalàna velona misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana izahay ", hoy ny mpitondra tenin’ny firaisamonina...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy nampiraika. Voaresaky ny lehiben’ny mpanara-maso ny fifidianana , Chissano, omaly teny Antaninarenina, omaly, ny momba ny ezaka ho amin’ny fametrahana fitoniana amin’izao...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny notsidihin’ny kandidà Rajaonarimampianina ny alatsinainy teo, ny any Atsimo Andrefana sy Menabe.
“Hampiasa ny herinay rehetra izahay ary manome toky fa...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Niresaka tamin’ny mpanao gazety ny kandidà Robinson, omaly. Nambarany fa handefa mpanaramaso izy ireo amin’izao fifidianana izao. Laharam-pahamehany koa ny...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Nitondra ny anjarany amin’ny fampielezan-kevitra hampandaniana ny kandidà Robinson ny avy amin’ny Vondron’olon-tsotra (Vot), amin’izao andro vitsy mialoha ny...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Les candidats à la présidentielle font de la lutte contre l’insécurité leur cheval de bataille eu égard à la situation qui prévaut...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Ce soir se déroulera le dernier débat entre les deux candidats à la présidentielle. D’après le programme publié plus tôt, « le...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Niova marina ny fanaovana politika teto amintsika. Ny rivotra nentin’ny Revolisiona Volom-boasary angamba no nitondra an’io, hoy ny sasany.
Niteraka fiovana lalina tamin’ny...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
Une initiative tardive. A l’issue d’une réunion de deux jours qui s’est tenue au Panorama Andrainarivo, les principaux chefs d’institution de la Transition ont...
-
Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
On multiplie les interventions médiatiques, on crée des débats. Et à force de parler, d’argumenter et d’afficher davantage la couleur, la polémique...