-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy afa-bela amin’ny antsojay! Voasakana teny amin’ny seranam-piarmanidina Ivato, raha saika hihazo ny Nosy Maorisy, ny asabotsy teo, ny praiminisitra teo aloha, ny Jly Camille...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Dia miandry aloha izany e ! Sady miandry sy miomana amin’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy no miandry ny vokatr’ireny fifidianana roa natao teo ireny, dia ny fifidianana...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Nangingina ny asan-jiolahy, andro vitsivitsy izay. Niverina indray izy izao, toy ny teny Ankadindramamy ny asabotsy hifoha alahady teo. Toy ireny mpitandro filaminana ireny mihitsy ireo...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Nilamina ny fifidianana amin’ny ankapobeny! Nisy ihany korontana madinidinika, saingy tsy lasa lavitra izany. Miandrandra filaminana ny vahoaka amin’izao fotoana izao. Toe-javatra maro...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Notafihin’ny dahalo mahatratra 120 ny tanàna iray antsoina hoe Mahabe any amin’ny distrikan’i Midongy Atsimo, ny alatsinainy heriny teo tokony ho tamin’ny 5 ora...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
“Nilamina ny fifidianana, tsy nisy ny korontana, ankoatra ny savorovoro madinidinika. Miantso ny rehetra mba samy ho tony miandry ny valim-pifidianana ary tsy hifandrangitra ny mpiandany...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mbola tsy hita, hatramin’izao, ary tsy nanatona teny amin’ny mpitandro filaminana, ny tovovavy iray, voalaza fa niaraka tamin’ireo telo mianadahy hita faty teny Ambohimailala, ny...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mandeha ny fikarohana ireo namono an’i Yu Zhi Wen, ilay Sinoa nisy nitifitra teny Behoririka, amin’izao fotoana izao. Efa olona maromaro no nohenoina manodidina ity raharaha...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Miaka-midina ny voka-pifidianana vonjimaika eo amin’ny fihodinana faharoa, raha ny azo farany teny amin’ny Cenit tamin’ny fotoana nanoratanay.
Mbola sarotsarotra, noho...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny fiarahaban’ny masoivoho amerikanina ny fahavitan’ny fifidianana, nametraka hafatrafatra izy ireo amin’izao dingana hirosoan’i Madagasikara izao.
«...