-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Tontosa an-tsakany sy an-davany ny fandaharam-potoan’ny federasiona malagasin’ny basikety tamin’ity taom-pilalaovana 2013 ity.
Nisongadina kosa i Madagasikara tamin’ny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Hiverina eto Antananarivo ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja judo raha tany Toliara no nanatanterahana izany tamin’ny taon-dasa.
Araka izany, ny 27 sy 28 desambra...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
“Nautica”. Fifaninanana lomano fanaon’ny Natation Club Esca isan-taona. Tokony ho nizotra ny 21 desambra teo, tetsy amin’ny dobo filomanosana Esca Antanimena,
ny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nitohy ny fikarohana ataon’ny California academy of sciences nandritra ny taona 2013. Tsara ho fantatra fa tsy mijanona amin’ny lafiny fikarohana ho azy fotsiny izany, fa betsaka ireo...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Hifarana ity ny taona 2013, antenaina fa hifarana hiaraka amin’izany koa ny tetezamita nanomboka ny taona 2009. Nandritra io fotoana io, nandalo fotoan-tsarotra ny toekarena malagasy...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
La région Vatovavy Fitovinany est réputée pour la production de produits exportables tels le café, le girofle et le litchi. Qui dit culture de rente, dit ristournes et...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
"Madio ny saiko sy ny foko ary ny fanahiko, tsy misy zavatra atahorako na iray aza, na iza na iza. Satria tsy nangala-baton’olona aho." Io nambaran’ny filohan’ny Cenit,...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola misy ny fandrimphalemana eran-tany... Mangataka fampiatoana herisetra ny Papa François, tamin’ny hafatra krismasy.
Fangatahana ny fampiatoana ny herisetra any...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Indroa nahemotra ny fifidianana filoham-pirenena
Ny 8 mey 2013 no saika nanaovana voalohany ny fifidianana filoham-pirenena. Adihevitra be ny amin’ny hoe: ny fifidianana filoham-pirenena sa...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nisehoana savorovoro niteraka hatezeram-bahoaka tao an-tampon-tanànan’i Marovoay taorian’ny fifidianana. Manahy ny mponina fa misy mikasa hanova sy hanao hosoka ny safidiny...