-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Taon-dehibe ho an’ny tontolon’ny asa soratra sy ny literatiora ity taona 2013, madiva hifarana, ity. 1913-2013, feno 100 taona katroka ny nahaterahan’ilay mpanoratra malagasy...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy dia tsara ny tsenan’ny fampisehoana ny taona 2012, raha noharina tamin’ny 2011. Mbola niharatsy anefa izany tamin’ity taona 2013 nivalona ity.
Antony voalohany sy...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Faradoboka ho an’ny taona 2013 ho an’ireo mpankafy eto Antananarivo.
Manome fotoana azy ireo etsy amin’ny Le Glacier Analakely i Tence Mena, anio alina. Araka ny efa...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Voalaza, matetika, fa tsy ampy ny sehatra ivelan’ny mpanakanto sy ny mpandala ny kolontsaina eto amintsika. Azo lazaina ho dingana lehibe no vita, tamin’ity taona ity, hamahana izany...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Jonjorombona, Trendkill, Azazael ary Amperus Alegor. Vahiny hasaina manokana kosa ry Karma sy Sauvagist.
Tarika hanafana ny “Vatravatra metaly”, fampisehoana mozika mavesatra...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Mampimenomenona ny mponin’Antananarivo ny fitobaky ny fako eran’ny tanàna.
Vao tsy mandalo indray andro fotsiny ny kamiao, miparitaka ny karazana loto miaraka amin’ny...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Toy ny fanaon'ny tompon' andraikitra nifandimby tamin'ny fitantanana ny faritra Atsinanana,
tsy nanandino ireo sokajin'olona marefo sy sahirana ihany koa ny mpitantana vaovaon’ny...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Mbola miandry ny fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana hatrany ny mpianatra malagasy any Sina amin’izao fotoana izao.
Mitaintaina avokoa ny mpianatra manodidina ny 100 satria...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Voarindra amin’ny fiandohan’ny taona ny laminasa ho an’ny anjara andraikitry ny « paramédicaux » hatramin’ny faran’ny taona.
« Rehefa...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Hifarana ny taona 2013, betsaka ny zava-nitranga teo amin’ny toekarem-pirenena, tsy vitsy koa ny tena nisongadina.
Ny toeran’i Madagasikara eo amin’ny kolikoly, ny...