-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Sambany. Atleta folo be izao no indray misolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny taranja lomano “Meeting international de...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fanaovana jery todika avokoa na ny federasiona na ireo mpitantana na ny atleta, ankehitriny. Raha ho an-dRaherison Dominique (Ra-Dom),
mpanao rallye sady mpitantana...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Mpifaninana efatra no niatrika ny famaranana The One ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny Dôme RTA.
Nitsikian’ny vintana tamin’ireo ka nahazo ny laharana...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo distrika efa nahafeno ny vokatra ho an’ny fifidianana depiote, natao ny 20 desambra teo ny any Andramasina.
Mbola mitarika amin’ireo kandidà 12 mianadahy,...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Hisy ihany ve ny fampitahana voka-pifidianana? Nolavin’ny Ces ny fangatahan’ny kandidà Ronbison Jean-Louis.
Ny hanafoanana ny famoahana voka-pifidianana amin’ny...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
« Nilamina tsy nisy korontana ny fifidianana tany Toliara na dia nisy aza ny hosoka goavana ».
Izay no anisan’ny fanambaran’ireo kandidà depiote tsy lany...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Ny fifidianana ihany no hoe hamahana ny krizy politika, nandritra izay dimy taona latsaka izay.
Nanampy amin’ny fanatanterahana izany ny mpiara-miombon’antoka eo anivon’ny...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy hisy fahagagana intsony. Efa fantapantatra ny fironana amin’ny mety ho voka-pifidianana vonjimaikan’izay ho filoham-pirenena tamin’ny fihodinana faharoa, avoakan’ny...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
La publication des résultats provisoires des élections par la Commission électorale nationale indépendante pour la Transition (Cenit) aura lieu plus tôt que...
-
Lundi 30 décembre 2013 à 00:00:00
Plus d’une semaine après les scrutins, les résultats de la présidentielle se précisent de jour en jour. Jusqu’ici, les rapports de bons nombres...