-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Par rapport à celui de la fête de la nativité, les préparatifs pour le réveillon et le nouvel an sont beaucoup plus calmes.
En effet, si à Noël...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Hanamaivana ny fahasahiranan’ny mponina eny amin’ny boriborintany faha-5 ny fikambanana Afaka 1 tarihin-dRafalimanana Hery,
amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fiatrehana ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Nihanahery ilay rivomahery Bejisa ary nivadika ho rivodoza, hatry ny omaly tamin’ny 3 ora tolakandro.
Tany amin’ny 357 km amin’ny faritra avaratra atsinanan’ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
L'inflation telle que mesurée par l'indice des prix à la consommation (IPC) a globalement augmenté de 0,7 % entre octobre et novembre dernier.
L’Institut national...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Fantatra manontolo, ankehitriny, ny vokatry ny latsa-bato tao amin’ny distrikan’i Manakara, faritra Vatovavy-Fitovinany.
Henjana ny fifaninanana tany noho ny fisian’ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Hafana ny lahateny famaranan-taona hataon’ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry Nirina, anio alina. Hifantoka amin’ny fanaovana jery todika ny nitondrany nandritra ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Mangarahara sy nilamina ny fifidianana depiote niaraka tamin’ny fihodinana faharoa ho an’ny fifidianana filoham-pirenena.
Anisan’ny fanambaran’ny iraky ny Sadc, ny Dr...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Madiva hifarana ny fanisam-bato ifantohan’ny sain’ny rehetra, taorian’ny fifidianana fihodinana faharoa ho an’ny filoham-pirenena niaraka tamin’ny fifidianana...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Nihazakazahana ny filatsahan-kofidina solombavambahoaka ny 20 desambra teo.
Ireo efa parlemanteran’ny Tetezamita teo ihany no tena nanabe isa ny mpifaninana, araka ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nasongadin’ny kandidà Robinson teo am-pamaranana ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, tao Anosy omaly, ny antso avo ho an’ny malagasy.
« Vita ny...