-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Afin que nos produits puissent être exportés librement vers les pays de l’Union européenne, ils devraient être aux normes internationales.
Afin de parvenir...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Mihazakazaka ny fanehoan-kevitra. Taorian’ny resaka nataon’ny kandidàn’ny antoko Avana sy ireo mpomba azy tamin’ny fahitalavitra tamin’ny alatsinainy lasa...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Takin’ny filoha mpanorina ny antoko AMF/3FM, ny Réverend Andrianalijohn Ndremanampy na I Satrobory ny hahatanteraka ny filazana ny fifidianana teto amintsika ho fivoahana marina...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Nahita sy mahafantatra ny fisian’ny hosoka tamin’ny fifidianana ny 20 desambra lasa teo ny Les As. Nambaran’ny filohany, Voninahitsy Jean Eugène tao...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy hiova firy intsony. Mitarika amin’ny elanelana 260.000 mahery ny kandidàn’ny HVM, manoloana ny kandidàn’ny Avana, raha ny vokatra azo amin’ireo...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
« Ilaina ny mangarahara… Mitaky fanatontosana ny asa am-panajana sy am-pahamarinana ary tsy mitanila amin’ny adidy sy andraikitra, noraisin’ny Cenit, izahay », hoy...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Hatry ny omaly, miforona ao amin’ny lakandranon’i Mozambika indray ny faritra andro ratsy vaovao.
Hivoatra be ity andro ratsy ity ao anatin’ny roa andro ka mety hahafeno ny...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Nahazo felaka ! Izay no nahazo ireo polisy telo lahy miasa ao amin’ny sampandraharaha misahana ny fanaraha-maso ny fifamoivoizan’ny fiara sy ny môtô. Araka ny...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Nentin’ny tsy fananana? Tsy naterin’ny mpamily any amin’ny tompony taxi-be iray mampitohy an’Ambohimanarina sy Analakely, ny alin’ny 31 desambra teo.
Nofaina...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Nilamina ny fetin’ny faran’ny taona, araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Ny fepetra noraisina tamin’ny...