-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Teny niverimberina tao amin’ny Cenit, taorian’ny famoahana ny vokatra vonjimaikan’ny fihodinana faharoan’ny fifidianana filoham-pirenena ny resaka «...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy niova firy ny salanisa azon’ny kandidà roa tonta mpifaninana. Nibata ny fandresena ny kandidà Rajaonarimampianina Hery, nahazo ny 53,50% raha nahazo ny 46,50% kosa ny...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Izay indray vao hita. Rehefa tsy nahazo afa-tsy isam-bato 39.890 na 0,89% tamin’ny fihodinana voalohany ny filohan’ny antoko Kintana sady mitarika ny CRN,
Tabera Randriamanantsoa,...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Naneho ny tsy fankatoavany ny vokatra vonjimaika navoakan’ny Cenit sahady, omaly, ny ankolafy mpomba ny kandidà Robinson Jean-Louis
. Sady tsy nanatrika ny famakiana ny...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Tamin’ny faramparan’ny taona 2013 teo, nanatanteraka famelabelaran-kevitra momba ny fanatsarana ny herinaratra ny mpahay momba ny fizika,
Rakotondravohitra Laza, tetsy...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Nandalo fotoan-tsarotra ny oniversiten’i Mahajanga, ny taona 2013, noho ny fanakarontanana nataon’ny mpianatra sasany.
Tsy nanomboka ara-potoana ny volana oktobra ny fidirana...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Hatry ny omaly, efa nanafika ny Nosy La Réunion ilay rivodoza Bejisa rehefa nihanalavitra ny morontsirak’i Madagasikara.
Nahatratra 200 km isan’ora ny tafiotra nentiny ary...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Mbola manana 24 andro ireo mpianatra sy olon-tsotra hahafahana manatitra ny fangatahana momba ilay vatsim-pianarana “Washington fellowship” ao anatin’ilay rohy...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Raha tombanana, tsy mari-toerana ny fampianarana tamin’iny taona 2013 iny. Manaporofo izany ny savorovoro, indrindra teo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ireo...
-
Samedi 04 janvier 2014 à 00:00:00
Dimy andro taorian’ny fety, tsy mbola voaroaka tanteraka ny fako navelan’ny mponin’Antananarivo eny amin’ireo tobim-pako. Miteraka fofona ratsy izany vokatry ny ora-mikija...