-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Samy manana ny fomba fijeriny ny fiangonana katolika sy ny protestanta mahakasika ny fanamarihana ny epifania. Na izany aza,
ity fety ity no anisan’ny iraisan’ny kristianina...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Ny zaikabe no rafitra antanan-tohatra lehibe indrindra eo amin’ny Fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima).
Tanterahina isaky ny efa-taona izy io. Izany hoe,...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Mbola ny 50% amin’ny tambin’ny ora fanampiny nandritra ny taona 2012 ihany no nefain’ny fanjakana hatramin’ny fiaran’ny taon-dasa teo, araka ny fanazavan’ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mbola niverina an-dakilasy ireo mpampianatra Fram mpikambana ao amin’ny Anefa omaly.
Hitohy androany ny fitokonana satria tsy mbola voarain’izy ireo ny tambin-karamany. Banga,...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
« Tena marary ary latsaka tanteraka ao anatin’ny fahasahiranana, noho ny krizy politika sy ny fikorontanan’ny tsena anatiny, ny indostria malagasy », hoy ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Mihazakazaka ! Tafiditra ao anatin’ny drafitrasa dimy taona (2010-2015) ny firenena sinoa ny fifantohana manokana amin’ny famokarana angovo avy amin’ny rivotra «...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Notanterahina ny talata 7 janoary teo teto Toliara ny fiarahabana nahatrarana ny taona 2014 ho an’ny Fandaharanasa fanohanana ny fianakaviamben’ny mpanjono ( PACP) ato anatin’ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Leom-boananana. Tsy mankasitraka ny mbola hisian’ny korontana sy fidinana an-dalambe ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany, Rakotonarivo Thierry.
« Efa...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
« Mampiteny ny moana ny tsy fandehanan’ny fifidianana araka ny tokony ho izy. Tafahoatra ny hala-bato nataon’ny kandidà sasany » .
Fanambaran’i Augustin...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Nipoitra koa ny Vovonan’ny Grand Sakalava eto Madagasikara (PGSM), omaly. Nangingina ity fiombonamben’ny Sakalava ity,
taorian’ny namoizana ny filoha mpanorina. Manohy ny...