-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Hamaramparana ny asany tsy ho ela ny Vaomiera miaramila ho amin’ny fiarovam-pirenena (CMDN) tarihin’ny Jly Rabarison Ranto.
Tsy hanana antom-pisiana ao anatin’ny Repoblika...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Nidina any Mahajanga, omaly hariva ihany, ny minisitry ny Fampianarana ambony, Razafindehibe Etienne Hilarie.
Hizaha ny zava-misy any an-toerana izy ary hitondra fanampiana amin’ny...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
“Mampalahelo ny toe-javatra tahaka ity any Mahajanga ity. Tsy tokony hampiasa herisetra be loatra ny mpitandro filaminana. Mpianatra ireo ka tokony mba jerena ihany izany”, hoy ny...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Nolavin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fangatahan’ny kandidà Robinson Jean-Louis hanalana an-daharana ny kandidà Rajaonarimampianina hoe nampiasa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
"Tsy nisy azo nampitomboana na nahena tamin’izany, na vato iray aza", hoy ny filohan’ny Cenit, Atallah Béatrice,
tamin’ny famaranan ny fanambarana ny...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Nisongadina, nandritra ny fihaonan’ireo mpikambana rehetra ao amin’ny sampana miara-manara-maso ny fizotran’ny fitateram-bahoaka eto Antananarivo sy ny manodidina (UMC),
fa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Mahazo vahana indray koa izao ny fandefasana ankizivavy hiasa any Sina.
Tsy araka izay nampanantenain’ny orinasa mpandray mpiasa anefa ny zavatra miandry rehefa tonga any fa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Misy ireo sampandraharaham-panjakana efa miditra amin’ny fampiasana angovo azo havaozina avy amin’ny masoandro. Iray amin’ireny ny Tahirim-bolam-panjakana ao...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Miantoka ny famatsiam-bola hikojakojana ny lalana, indrindra ny lalam-pirenena, ny Tahirim-bola hikojakojana ny lalana (Fer). Nilaza ny sekretera jeneraliny (SG)
Randimby Benitany, fa tato...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Antom-piveloman’ny mponina maro any amin’ny farira Atsimo Andrefana sy Menabe ny fanaovana sira, mihodina mandavantaona.
Tafiditra anatin’ny sokajin’ny orinasa...