-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Mipoitra ny hevitra hafa amin’ny haka ny toeran’ny Praiminisitra. Nambaran’ny andiana tanora,
mpandraharaha sy mpiasam-panjakana ary mpianatra ireto, ny antony...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy vitan’ny tao Namibia, nihaonana tamin’ny Troïka, fa hihazo ny any Addis-Abeba,
hiresaka amin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Vondrona...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
La plateforme Miaraka amin’i prezidà Andry Rajoelina (Mapar), et la mouvance Ravalomanana, selon les résultats non officiels, sont, respectivement,
en première et...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Mitaraina amin’ny tsy fandraisana andraikitra ataon’ny fanjakana ireo mpitantana orinasa tsy miankina eto an-toerana. Be loatra ny fatiantoka mahazo azy ireo. Nomarihin’izy ireo...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Mampilendalenda, manitikitika ny maso sy ny sofina ny zava-kitranga, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely,
ny zoma 17 janoary hariva izao. Vao...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Faran’ny taona teo, nilaza ny heviny ny talen’ny jeneralin’ny Sib(1) sady filohan’ny Gepam(2), any Mahajanga, Nigar Barday.
Misy orinasa 31 mpikambana ao...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Teknisianina iray ao amin’ny Asa vaventy no nitondra fanazavana momba ilay lahatsoratra omaly tato amin’ny gazety Taratra,
ny amin’ny tokony hamerenana ny zotra an-dalamby...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Vao mainka « marary » ny lalana manerana ny Nosy. Nanomboka ny taona 1970 hatramin’ny taona 2000,
tsy nasian’ny fanjakana lanjany ny fanamboaran-dalana sy...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Mba tena hisian’ny mangarahara, nitombo ny fepetra takin’ny rafitra iraisam-pirenena Eiti (Extractive industries transparency initiative),
harahin’ireo kaompania vaventy...
-
Mardi 14 janvier 2014 à 00:00:00
Manodidina ny 4.500 ny vehivavy malagasy miasa any Liban ankehitriny. « Milamina ny fiainanay aty amin’ny ankapobeny,
fa misy ihany ireo migadra satria nitsoaka ny mpampiasany...