-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Mbola tsy voalamina, hatramin’izao, ny savorovoro vokatry ny fifandonana teo amin’ny mpianatry ny oniversite sy ny mpitandro filaminana tany Mahajanga.
Niantso fitoniana sady...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Nifanotofan’ny tsikera sy fanaitairana ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) miatrika ny asa fitsarana ireo antontan-taratasy momba ny fihodinana faharoa tamin’ny...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Tonga koa ny fanairana manaraka. Nanao fanambarana ho an’ny CES, teny Ankadivato, omaly,
Vondron’ny manam-pahaizana nasionaly momba ny fifidianana (Gen) eto amintsika....
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Izay vao tena handeha. Nihazo ny any Namibia, any amin’ny Troika, hatrany Addis-Abeba foiben’ny Vondrona afrikanina, ny kandidà Robinson Jean Louis.
« Nangataka...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Efa niditra ny volana oktobra teo ny taom-pianarana 2013-2014 ho an’ny oniversiten’i Mahajanga. Manana tombony izy ireo raha mitaha amin’ny oniversite ao anatin’ny faritany...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny didy navoakan’ny kaominina, tsy azon’ny fiara iviliana intsony eo amin’ny Galana Analamahitsy raha ho any Nanisana.
Tsy maintsy mamonjy ny « rond point...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Raha ny filazan’ny mpahay toetr’andro etsy Ampandrianomby, mbola mifikitra eo anelanelan’Antsiranana sy Besalampy hatrany ilay andian-drahona matevina ao amin’ny...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Anisan’ny mpanao hosodoko asongadin’ny Labord’Art ao anatin’ny Biennale des arts de l’océan Indien (BAOI),
tontosaina eny amin’ny tranon’i...
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Hiseho any Toamasina i Monika Njava. Araka ny efa fantatry ny rehetra, eto an-tanindrazana i Monika, iray amin’ireo mpikambana ao amin’ny tarika Njava, amin’izao fotoana izao....
-
Mercredi 15 janvier 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy an’i Gonzalo Sanchez, ilay Espaniola, miasa eo anivon’ny Cnaps Sport, ny asabotsy lasa teo, niatrika ny fanazarantena niaraka...