-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
« Sarotra ary tsy vita mora ny fanarenana ny lalana simba eto Antananarivo sy ireo fotodrafitrasa hafa »,
hoy ny tale teknika misahana ny fotodrafitrasa, Zo Andriantsilavo. Ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Niara-nikorana teny amin’ny Carlton Anosy ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina, sy ireo kandidàn’ny Miaraka amin’ny prezida Rajoelina (Mapar) rehetra, efa lany...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Savorovoro anaty sahady ? « Tsy mbola misy resaka ny ho Praiminisitra izany aloha izao fa miandry ny fanambarana ny voka-pifidianana ofisialy.
Mazava koa ny voalazan’ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny 13 janoary hatramin’ny 24 janoary 2013 ny fampisehoana ataon’ireo fikambanan’ny mpanao asa tanana Atsimondrano (EPI Atsimondrano) ao amin’ny Alliance...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Kaominina maromaro no hametrahana andrin-jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro vokatry ny fiaraha-miasa fanjakana malagasy sy sinoa.
Tetikasa novolavolaina ny taona 2013, ho...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
"Raha misy fanoherana ny voka-pifidianana, ataovy amin’ny fomba ara-dalàna: manaraka ny fenitra repoblikanina sy ny fenitra demokratika",
hoy ny sekretera...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Vita ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka... Hivaha amin’izay ve ny krizy?
Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny Mavana sady mpanorina ny Cidem, Raharimalala...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Iza ihany no ho mpandresy amin’ny fifidianana filoham-pirenena? Ny andaniny, manantena fandresena fa tsy hiova firy amin’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny Cenit, hono,...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Lahateny farany, mialoha ny hivoahan’ny voka-pifidianana. « Tsy maintsy arovana hatramin’ny farany ny safidinareo, ary ny marina marina hatrany.
Noho izany, aza matahotra...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
“Mbola misy vola 20 miliara Ar. afahana miatrika fifidianana eo an-tanan’ny fanjakana.
Efa misy hatrany ny tetibola fiomanana tahaka izao, na hisy na tsia ny fifidianana. Azo...