-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Rakotry ny mpitandro filaminana teto an-drenivohitra, omaly. Hatramin’ireo toerana voakasiky ny fandrobana tamin’ny taona 2009 no nasiana Emmo/Reg niandry, toy ny teny amin’ny...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Horohorontany fa tsy volkano no niseho tany Berentsina, kaominina Ambararata Befandriana Avaratra, araka ny fanazavan’ny Institut observatoire geophysique Antananarivo (IOGA).
Faritra...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Io sahady àry! Nitokona manoloana ny hopitaly manara-penitra ao Toamasina, omaly ireo mpiasan’ny fahasalamana miisa 110. Tsy mbola nahazo ny compte part 2013 ireto mpiasa...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nanome vola mitentina 14 miliara Ar ho an’ny fandaharanasa momba ny sakafo any an-tsekoly ny Vondrona eoropeanina ka ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) no...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Raha ny tatitry ny mpahay toetr’andro etsy Ampandrianomby, nahazo hery ka lasa andro ratsy ilay andian-drahona tao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Omaly hariva tany...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny nambaran-dRobinson Jean Louis, tamin’ny mpanao gazety tetsy Behoririka, omaly, nihaona teny amin’ny Panorama Andrainarivo ny tenany sy ny kandidà Rajaonarimampianina,...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Sambany indray vao niteny. Iray andro mialoha ny famoahana ny voka-pifidianana ofisialy eo anivon’ny CES, nanao fanambarana ny eo anivon’ny Sadc.
« Irinay ny mpitondra sy ny...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nahatonga fanambarana ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana ho an’ny tetezamita (Cenit), omaly alina.
« Miantso ireo rehetra, olon-tsotra...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nihaona farany… Niarahaba ny filoha fara-tampon’ny Foloalindahy, Rajoelina ireo vao nomena ny galonan’ny jeneraly, miisa 38 be izao, omaly teny Ambohitsorohitra. Nivoitra ny...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Les résultats définitifs de la présidentielle seront proclamés par la Cour électorale spéciale (CES) ce jour.
Les forces de l’ordre sont alors...