-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Vokatry ny fiaraha-miasan’ny Unicef sy ny orinasa Orange Madagascar, azo alefa amin’ny alalan’ny Orange Money ankehitriny ny tambin-karaman’ny mpampianatra Fram....
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Sarotra ny fiainana, betsaka ny tanora misafidy ny sady hitady vola no hianatra ankehitriny.
Tsikaritr’ireo mpiantsehatra eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ambony...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
« Mbola tsy nahatiliana tranga petsa eto amin’ny faritra Antananarivo na be aza ny fako miparitaka », hoy ny teknisianina. Nohamafisina kosa, ny fomba fiasa ka ny fisorohana no...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Hatramin’ny taona 2010 noho mankaty, tsy mbola nahita mangirana mihitsy ny tontolon’ny ady totohondry malagasy.
Raha vao naaton’ireo ligim-paritra tamin’ny asany...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Nikatona nanomboka ny 1 janoary lasa teo, ny kianja monisipalin’i Toamasina. Noho ny fanamboarana ny bozaka filalaovana, ao anatiny no anton’izany.
Nanomboka omaly ny asa...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Hotontosaina ny 9 hatramin’ny 17 mey izao, eto Antananarivo, ny andiany fahasivy amin’ny « Rencontres du film court » (RFC),
hetsika hampiroboroboana ny sarimihetsika...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Metz, Besançon, Lyon, Marseille, Paris (Menthe la jolie ny 31 décembre), Limoge, ary Rennes.
Ireo no nanatanterahan’i Vaiavy Chila fampisehoana ny volana desambra sy ny...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Hanainga amin’ny asabotsy ho avy izao, i Ratsimandresy Andritoavina. Hiatrika fihaonana karakarain’ny federasiona iraisam-pirenen’ny tenisy izy (ITF).
Lalao hiadian-toerana...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Nankatoavin’ny Filankevitry ny governemanta, ny talata teo, ny volavolan-dalàna mandrava ny tahiry entina hanohanana ny fampiroboroboana ny famoronana sy ny famokarana horonantsary na...
-
Jeudi 23 janvier 2014 à 00:00:00
Vakodrazana, « world music », « afro beat », « fusion »… Hanakoako ao amin’ny Alliance française Antsirabe (Afa) indray ireo karazan-kira sy...