-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
« Manana toeram-pitiliana sy fandraisana an-tanana ny olona miaina miaraka amin’ny VIH/Sida ny CHRD Itaosy.
19 ny marary manaraka fitsaboana ao, ankehitriny, olona voatily tao...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Mandrangaranga fitokonana ny mpianatra eny Vontovorona. Raha tsy voaloa amin’io herinandro ambony io ny vatsim-pianaran’izy ireo nandritra ny taom-pianarana 2012-2013, hifanentana ny...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny live Hotel, Andavamamba ny fiofanana omanin’ny Rotary ho an’ireo tanora maniry ny ho lasa mpitarika.
Rotary youth leadership na Ryla no...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Namela takaitra ny orambe sy tafiotra. Tafakatra 6.557 ny traboina, tena voa mafy ny distrikan’i Morombe.
Tafakatra 6 557 ny traboina, 2 128 tsy manan-kialofana vokatry ny...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy tokana fa maro. Santionany ihany ny « Halloween », ho avy tsy ho ela ny « Fetin’ny mpifankatia ».
Roboka manao rapa-dango azy ireny ny tanorantsika....
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Raha tokony ho nizotra ny volana desambra lasa teo ny fifaninanana “Nautica” andiany fahafolo, eo amin’ny taranja lomano, anio 25 sy rahampitso 26 janoary indray no...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona 2014 sady nanao veloma ny mpiara-miasa aminy tao amin’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ny minisitra Botralahy Gérard, omaly....
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hihaona etsy amin’ny Ofisim-pirenena miahy ny zon’ny mpamorona (Omda) Faravohitra ireo mpilalao sy mpanoratra tantara (VMMT) amin’ny haino aman-jery,
ny tolakandron’ny...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy afa-misaraka ny fampandrosoana ny fizahantany sy ny fikajiana ny tontolo iainana.
Manoloana izany, hamafisin’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ny fanentanana...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hangotraka ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, «Gold Top 8 Mada»,
taranja rugby. Tsy maintsy mitady fandresena izay te...