-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny fahafatesan’ilay zazakely vao 2 taona, tafakatra 54 hatramin’ny omaly halina, ireo olona naratra,
nipoahan’ny grenady, ny harivan’ny asabotsy teo. Fotoana...
-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Inona indray àry re izao no azo andikana iny asam-pampihorohoroana tamin’ny fanapoahana grenady, namoizana ain’olona iray, sy naharatrana olona efa ho 50 mahery, tetsy...
-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Miseholany ny fanafihana mitam-piadiana tato ho ato. Tokantrano iray ao amin’ny fokontany Sahalemaka Ambaniala Itaosy no notafihin’ny jiolahy miisa enina nitondra basy vita gasy, omaly...
-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Niteraka fahasorenana ho an’ireo olona hanatrika ny fianian’ny Filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery,
ny fisavana nataon’ny mpitandro filaminana, ny asabotsy teo....
-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Ankoatra ireo naratra, vehivavy iray mitondra vohoka sy mpivaro-boanjo no indray nofaohin’ny taxi-be 194 teny Ambodimita,
ny asabotsy tolakandro teo. Nivarina tany an-tanimbary ilay...
-
Lundi 27 janvier 2014 à 00:00:00
Mpianatra miisa 350 avy ao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe no manaraka fiofanana ara-miaramila any Antsiranana amin’izao fotoana izao.
Maharitra eo amin’ny iray volana...
-
Dimanche 26 janvier 2014 à 00:00:00
CÉRÉMONIE D’INVESTITURE du 25 01 14
du Président
Hery Rajaonarimanpianina
- PHOTOS -
STADE...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
C’est au tour de Madagascar d’abriter le programme de formation intensive destinée aux jeunes de 14 à 30 ans qui aura lieu du 22 au 26 avril prochain au Live hôtel...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Le projet intitulé Trois lignes pilotes est en cours d’exécution. D’ici quatre mois, les axes reliant Ankatso à Antanimena disposeront d’abribus...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Bruno Marchat, représentant le groupe français Avia-Picoty, est passé le 18 janvier dernier pour faire la connaissance des enfants du centre d’accueil Aina,
enfance...