-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Kabary voalohany… Tsy nasian’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery teny na kely aza ny momba ny hampandrosoana sy hampivelarana ny kolontsaina !
Efa tandindon’ny...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Taona 2013, nahatety an’i Madagasikara ny afo tsy maty nentina nampiray ny mpikabary rehetra.
Nanamarihana ihany koa ny faha-50 taona niorenan’ny fikambanan’ny Mpikabary...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Manana ny mampiavaka azy ary samy mahaliana avokoa ireo hetsika tontosain’ny Institut français de Madagascar (IFM) miaraka amin’ny mpanakanto malagasy.
Anisan’izany,...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy afa-misaraka ny fotoam-pahavaratra sy ny rivodoza. Sekoly valo sahady no simba sy tondraka nefa vao miandoha ny orana ary tsy hifarana raha tsy ny volana avrily.
Mitondra faisana hatrany...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Mankalaza ny faha-10 taona nijoroany ny fiangonana evanjelika Shine. Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina ny hetsika fankalazana. Hanetriketrika ny vavaka fanokafana...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny asabotsy tolakandro teo ny Kaomisaria eny amin’ny faritra Avaradrano ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Ao amin’ny tranon’ny distrika no...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Eo amin’ny fahadiovan’ny tanàna ao amin’ny kaominina Antsirabe, hita fa misy ny ezaka indrindra eo amin’ny fanalana ireo fako eny amin’ireo toerana fanangonana...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Nisokatra omaly ny fisoratana anarana ho an’ny fanadinam-panjakana voalohany CEPE. Manomana ny taratasy ilaina amin’izany ny ray aman-dreny sy ny sekoly satria hifarana ny 14 marsa ny...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Nanana solontena tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena taranja judo “African Open Casablanca” i Madagasikara.
Nilaozan’ny medaly anefa Rakotoarison Iaviantsoa ary...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Tontosa ihany ! Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny dobo filomanosana Esca Antanimena,
ny andiany fahafolo amin’ny fifaninanana « Nautica »,...