-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Afaka niverina nandray ny asa maha filohan’ny oniversiten’i Mahajanga azy ihany Zafera Antoine Rabesa, rehefa naato nandritra ny andro maromaro.
Naneho ny heviny mahakasika ny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
60 taona ny fetra ahazoan’ny mpiasam-panjakana rehetra miasa ankoatra ny inspecteur de l’Etat izay manatombo 5 taona. Rehefa feno io taona io, miditra amin’ny fisotroan-dronono...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
« Angatahanay ny fanesorana ny talen’ny kabinetran’ny faritra Analanjirofo fa mamingana ny fampandrosoana ». Fanambarana nataon’i Vonjy Harrisson Serge Fabrice,...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Tinapaka, nandritra ny filankevitry ny minisitra, notarihin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery, omaly, fa mihantona avokoa ny fanomezan-dalana samihafa.
Anisan’izany ny lafiny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Nilaza ny filohan’ny Vondron’ny mpandraharaha amin’ny ala (GNEFM), Rtoa Razanarisoa Rose,
fa sahirana tanteraka izy ireo ankehitriny. « Sarotra ny fahazoana ala...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Lafo ny vidim-bary amin’izao fotoam-pahavaratra izao. Tsy mbola nidina latsaky ny 2.000 Ar koa ny kilao any Nosy-Be, Antsiranana I ary Befotaka.
Mihoatra ny 1.400 Ar ny kilaon’ny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Anisan’ny niompanan’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ireo teboka sivy nandraisana fanapahan-kevitra sy ny fepetra horaisina mandra-pitsangan’ny governemanta vaovao…...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Non, tu ne devrais pas attendre la veille de la Saint-Valentin pour lui acheter des cadeaux. De plus, étant donné que la fin du mois approche, tu auras prochainement la...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Voici déjà le mois de janvier qui s'éclipse. L'évènement central du mois prochain sera sans aucun doute la Saint-Valentin, une fête dont certains raffolent...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Avec la pluie et la chaleur qui se relaient sans crier gare, l’idéal serait d’avoir des tonnes de paires de chaussures afin de pouvoir se changer quand bon nous semble....