-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Tsy tokony hihazakazahana. Anisan’ny andraikitra ary hiandrasana ny minisitra vaovao, misahana ny Fifandraisana amin’ny governemanta hijoro eo, ny fananganana ny Holafitry ny mpanao...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Nihazo an’i Afrika Atsimo, afakomaly, Ravalomanana Lalao sy ny zanany, Ravalomanana Tojo ary ny vadiny.
« Hamangy ny vady aman-janany no handehanan’izy ireo any. Efa elaela...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
En tant que membre de l’OACI, Madagascar doit se conformer aux réglementations internationales en ce qui concerne la sûreté au niveau des...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Hanatsara hatrany ny tahan’ny fidiran-ketram-panjakana ao anatin’ny distrikany ny any Ambanja.
Nantsoina tao amin’ny hotely Palma Nova tao an-tampon-tanàna daholo ny...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Hanomboka ny asa fitrandrahana ireo vokatra hazandrano amin’ny renirano sy farihy any amin’ny distrikan’i Belo-Sur-Tsiribihina.
Nisokatra androany ny taom-panjonoana...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Maherin’ny 20 tapitrisa dolara ny hetra sy tamberim-bidy naloan’Ambatovy tamin’ny fanjakana Malagasy tamin’ny taona 2012,
io no anisan’ny misongadina...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Le président national du parti Les autres sensibilités (Les As) Jean Eugène Voninahitsy n’y est pas allé par quatre chemins
hier lors d’une...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Manakaiky ny marinamatetika ? « Laharana faharoa amin’ireo firenena mety hisehoan’ny fanonganam-panjakana i Madagasikara », hoy ny nambaran’ny mpanao famakafakana...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Manomboka manomana ny fifidianana ho avy sahady ny vahoaka, amin’izao fotoana izao.
Nampahafantarin’ny fikambanan’ny mponina amin’ny faritra iva eto an-drenivohitra ny...
-
Samedi 01 février 2014 à 00:00:00
Dans un communiqué, le ministère de la Communication, en référence au texte en vigueur, prévoit la « mise en place de l’ordre des journalistes,...