-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Napetraka ny zoma lasa teo ao Tanambao Verrerie Toamasina ny vato fototry ny tobin’ny Fip any an-toerana.
Ny minisitry ny Filaminana anatiny, ny contrôleur général...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano avy hatrany ilay raim-pianakaviana niharan’ny fitsaram-bahoaka tao Tanambao faha-5 Toamasina, ny alin’ny alahady teo.
Misy ny ezaka ataon’ny polisy fa...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Voalazan’ny fitsarana fa nahazo LP ireo miaramilan’ny 1er RFI navoaka teny Antanimora ny zoma alina lasa teo. Nisy ny taratasy fahazoan-dalana hamoahana azy ireo, araka izany, ka ny...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
La deuxième édition du grand prix de la danse sportive a touché à sa fin samedi dernier
- PHOTOS-
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
La première dame, Voahangy Rajaonarimampianina s'est rendue samedi dernier au chevet des victimes de l'attentat à la bombe
-...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
Misy zavatra tsy logique ihany eo amin’ny fihevitry ny sipa sasany. Misy amin’izay ireo mantsy no mihevitra fa tsy maintsy ao anatin’ny hahiazana no ahitana ny hatsarana. Mety...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
Comme prévu, la conférence de presse de la BMOI sur la 3 édition du concours « Amie des arts » s'est tenue vendredi dernier à la gare Soarano.
On en...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
Ny fampisehoana no endrika iray hijerena ny lazan’ny mpanakanto na tarika iray. Amin’izao fotoana izao mantsy bobaka ny mpanakanto indrindra eo amin’ny lafiny hira, izay samy...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
Raha ny sipa no tena misahiran-tsaina amin’ny resaka haingo sy bika mba hanehoana ny hatsaran’ny tovovavy. Afaka manao izany ihany koa ny bandy ary tsy mila maka sarotra fa ny kely...
-
Lundi 03 février 2014 à 00:00:00
Mampivarahontsana ny nahafantatra fa bobaka be ny olona maty vokatry ny fifohana sigara. Raha ny vaovao azo mantsy miisa 5,7 tapitrisa isan-taona ny olona matin’ny sôra.
Na eo aza...