-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Misoko mangina. Mitohy ny hetsiky ny Komity miahy ny fiainam-bahoaka (KMFB) eny Atsimondrano, taorian’ny fifidianana filoham-pirenena, farany teo.
“Ekena sy ankasitrahanay ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Hiresaka? Tsy hiresaka tsotra fa hitsingoloka sy hanitatra ny resa-pitiavana, araka ny fahaizany azy, ry Etsetra Etsetra.
Mandritra ilay fiakarana an-tsehatra faharoa hotontosain-dry zalahy...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Volana na vôlana na teny. Iray ihany ireo. Tsy mba voakolokolo izy io fa noraisina ho mandeha ho azy satria ny Malagasy ve moa tsy hahay teny malagasy ?
Sady mety tsy ho zava-dehibe ho...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Hisantatra ny fihaonany amin’ny mpankafy, ny tarika Hyphen.
Ao anatin’ny seho ahitana fiombonam-po tanteraka no hanatanterahana izany etsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Mila mailo dieny izao ! Mampanahy ny tondra-drano amin’ny volana marsa raha ny vinavinan’ny mpahay toetrandro etsy Ampandrianomby.
Ho betsaka ny rotsak’orana ka hampiakatra...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 23 sy ny 24 aprily ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy ny hetsika “Salon des métiers et de la formation et caravane de l’emploi 2014 »....
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Antony voalohany eran-tany mitarika amin’ny fahafatesana ny homamiadana.
Vinavinain’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) fa 84 tapitrisa ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao voaray, afaka hanaraka mivantana ny lalaon’ny Cnaps Sport sy ny Muculmana, Mozambika,
ny mpijery malagasy, eo amin’ny fihaonana mandroso amin’ny fiadiana ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Toy ny tamin’ny taon-dasa, niveri-maina indray ny delegasiona malagasy, niatrika ny “Marathon de Bamako”,
notanterahina tatsy Mali, ny alahady lasa teo. Tsy hita tabilao...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Ny ekipan’ny CBT Mahamasina, misy an’i Diviesh sy Patou ary Solo, no nahazo ny tapakila handehanana any Thaillande,
hiatrehana ny «Masters International de Pattaya...