-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Hatry ny omaly hariva, mitombo hery ao amin’ny ranomasimbe Indianina ilay rivodoza Edilson.
Lasa forte tempete tropicale izy ary mitondra rivo-mahery hatrany amin’ny 120 km...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Velon-taraina ny mpivarotra ao an-tsenan’Iajaky Ambositra, amin’izao fotoana noho ny fiparitahan’ny fako. Miparitaka ny valanaretina ka nisy mpivarotra iray mararin’ny...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Araka ny efa fantatra, manana solontena dimy mianadahy i Madagasikara amin’ny « Tournoi de Paris » na « Grand Slam », taranja judo,
amin’ny...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Tsy mbola miposaka ny masoandro ho an’i Madagasikara eo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena “Fed Cup”, taranja tenisy,
any Estonie. I Danemark mantsy izao no...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
"Voalazan’ny lalàm-pifidianana fa tsy afa-manao fifidianana isika hatramin’ny farany volana avrily", hoy ny filohan’ny Cenit, Atallah Béatrice,...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Tena hahasolo tena ny vahoaka ve ireo solombavambahoakan’i Madagasikara?
Hanasazy ny vahoaka raha misy ny tsy fahombiazana, araka ny hafatry ny filohan’ny CES, Rakotozafy...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Praiminisitra Beriziky : « Tafatsangana ny andrimpanjakana iray lehibe amin’ny Repbolika fahefatra, ny antenimierampirenena. Zava-dehibe izany. Miandry ny talata faharoa isika,...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Vaky tanteraka ny ady ! « Efa nanaovan’ny TGV Analamanga taratasy fanesorana azy, tsy ho mpikambana ato aminay intsony Rakotomavo Lanto,
sekretera nasionaly ho...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
"Mbola miandry izay fifidianana haverina ve sa manao ahoana? Tsy anjarako, angamba, ny mamaly an’izay. Ilaina ny manontany ny HCC raha afa-manolotra praiminisitra izay maro anisa, na...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
La mission d’un inspecteur de travail est avant tout de faire respecter l’application du code du travail.
Cette tâche requiert toutefois des moyens matériels et...