-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
La situation de crise a continué de malmener l’économie. Pire, le ralentissement s’est aggravé plus particulièrement dans la création de nouvelles...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Manomboka misy anarana heno amin’izay, mikasika ny olona mety hatolotra ho praiminisitra amin’ity Repoblika fahefatra ity.
Efa isan’ny voatonontonona voalohany any, ary tsy...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Maneho ny heviny mikasika ny raharaham-pitrenena Raharison Haja Michel fantatra amin’ny solon’anarana hoe « Jajah ».
Izy moa dia mpandraharaha miasa tena, nianatra...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Tsy misy ny sakana. Hatao ny zoma 30 mey ho avy izao ny famerenana ny fifidianana ireo depiote any amin’ny fari-pifidianan’Ambanja,
Belo-Tsiribihina, Marovoay ary Sainte Marie....
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Mandamin-dresaka. « Samy manana ny manahirana azy avy ny antoko tsirairay eto anivon’ny ankolafy Ravalomanana amin’izao fotoana izao.
Efa anatin’ny dinika avokoa. Na...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Tsy an-kiandriandry. Kandidàn’ny Miaraka amin’ny prezida Rajoelina (Mapar) ho filohan’ny antenimierampirenena ny depiote Razanamahasoa Christine....
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
« Tanjona amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina ho avy manaraka eo ny mba hahamaro anisa ny vehivavy lany hitantana ny kaominina », hoy ny...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Efa niverina ny fahazoana mangataka manangan-jaza malagasy ho an’ny teratany vahiny, rehefa niato nandritra ny taona maromaro.
Nisy lesoka ny fikarakarana ny antontan-taratasy ka...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
7.000 Ar isan’andro ny tombom-barotra azon’ i Doara amin’ny varotra kafe hataony.
Efa ho 10 taona nivarotana kafe eto Antananarivo izy. Mitaky finiavana sy fahazotoana fa...
-
Mercredi 12 février 2014 à 00:00:00
Ho vita ato anatin’ny telo taona ny asa fanamboarana an’ Manjakamiadana raha misy ny fahavononan’ny mpitondra vaovao.
Anisan’ny nasongadin’ny mpitarika ny komity...