-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Mandeha ny famotorana momba ilay grenady hita teny Ankorondrano Andrefana, afakomaly alina.
Nilaza ny lehiben’ny CIRGN, ny Kly Rakotomahanina Florens, fa mitovy amin’ity hita ity...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Tsy mitsahatra ny manao antso avo amin’ireo malala-tanana hatrany ireo fianakaviana 30 mahery niharan’ny haintrano mahatsiravina tao Analankininina Hopitalibe Toamasina,
ny...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Mpanendaka finday iray no voasambotry ny polisin’ny Sag teny 67 ha, ny faran’ny herinandro teo. Nifanenjehana vao avy nanao ny asa ratsiny mihitsy izy io, izao tratra...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Voafidin’ireo depiote ho filohan’ny antenimierampirenena,
amin’izao Repoblika IV izao ny depiote voafidy tao Ambatofinandrahana, Razanamahasoa Christine Rakotozafy, avy...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Arahaba soa, arahaba tsara... Mifampiarahaba isika, ry mpamaky, amin’izao fahafolo taonan’ny gazety Taratra izao: ity ety an-tananao ity. 19 febroary 2004-19 febroary 2014,...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Tsy miova, hatramin’ny omaly fa ny filohan’ny Tetezamita,
Rajoelina no hatolotry ny depiote maro anisa, Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina (Mapar) ho praiminisitra....
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Mpikambana efa tamin’ny taona 2001 no mandrafitra ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), ary mbola eo amin’ny toerana, aty amin’ny taona 2014. Izany hoe,13 taona...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
Ny mpandrindra nasionalin’ny Mapar, Maharante Jean de Dieu. « Homena ny hasiny kokoa, manomboka izao,
ity antenimiera ity. Manana ny fahefana bebe kokoa raha mitaha amin’ny...
-
Mercredi 19 février 2014 à 00:00:00
L’ancienne ministre de la Justice, Christine Razanamahasoa, vient d’accéder à la présidence de l’Assemblée nationale hier.
Et ce, à...
-
Mardi 18 février 2014 à 00:00:00
Le MMM lors d'une conférence de presse à Soanierana
-PHOTOS-