-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Miala any ny fampitandremana. Nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly,
ny fampahatsiahivan’ny filoham-pirenena ny lalànan’ny fampahalalam-baovao sy ny...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Tsy mbola nisy toy ity!
Nifanome tanana ny mpikarakara ny “Festival international du film d’animation” any Annecy sy ny fikambanana Rencontres du film court de Madagascar...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
« Andrianiko ny teniko ». Izay mihitsy, mbola misy tohiny io : « ny an’ny hafa koa, feheziko ». Raha manimba sofina ny maheno tanora, eny hatramin’ny lehibe koa...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Feno 50 taona tamin’ny taona 2013 ny Fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima).
Anisan’ny nanamarika izany ny fampitana ny afo tsy maty ho mariky ny hafanana sy...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Nahitana mpikarakara “festivals” malaza eran-tany,
mpanodina mpanakanto amina firenena maro, mpanao gazety matihanina momba ny vaovaon-javakanto, mpanakanto, sns, ireo...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Nanatanteraka vela-kevitra tetsy amin’ny Akademiam-pirenena etsy Tsimbazaza, omaly,
ny mpampianatra mpikaroka, Ratrema William. Lohahevitra novelabelarina ny hoe : « ny maha...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Natao ho an’ny tanora manana bakalorea ny IFT ary hatramin’ny nisokafany eto an-drenivohitr’i Vakinankaratra, ny taona 2000,
efa aman-jatony ireo tanora navoakany....
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Feno 90 taona ny nitondran’ny lycée Faravohitra ny anarana lycée Jules Ferry ? amin’ity taona ity. Fanamby ny hanatsara sy hanavao ny fotodrafitrasa izay efa tena...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Naato ny fakana haba « quitus » 1.000 Ar takina an’ireo mpitatitra taorian’ny fitokonana nataon’izy ireo, omaly maraina teny amin’ny toby fiantsonana...
-
Vendredi 28 février 2014 à 00:00:00
Handray anjara amin’ny fiadiana ny “Tireun 2014”,
eo amin’ny taranja judo, i Madagasikara. Mpikatroka valo mianadahy no mandrafitra ny ekipa nasionaly...