-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
«Aleo hilamina dia hisesy», hoy ny fiteny teo aloha teo… Tena aleo hilamina tokoa satria tena mbola tsy ho mora ny hanarina ny fahantrana ara-tsaina sy ara-toekarena, potika...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Saron’ny zandary, ny alarobia vao maraina teo ny jiolahy nitondra basy Mass 36 iray sy bala miisa 16 tanaty sakaosy.
Miaramila lietnà monina eny Ankaraobato no mpanao trafika...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Tsy kely lalana! Izay no azo ilazana ny fomba fiadin’ireo mpanao trafikana rongony mahery vaika.
Saron’ny polisy ny alarobia teo ny lehilahy iray nandeha taksiborosy avy any...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Notontosaina, ny zoma teo tao amin’ny foibem-pibaikoana ny zandarimariam-pirenena Toby Ratsimandrava
ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny 5ème Brevet de...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Efa ho lava ! “Ho isan’andro ny baomba”, araka ny hafatr’ireo nametraka azy ny zoma teo, teny Soavimasoandro.
Baomba artizanaly iray indray no hitan’ny olona...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Nihazo ny nosy Maorisy ary nihaona tamin’ny filoha maorisiaina, Kailash Purryag, ny filoha Rajaonarimampianina, ny faran’ny herinandro teo, ary niverina, omaly. Tsy nisy ny...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
"Mampalahelo ny fandaminana ny toe-draharaha eto Madagasikara ankehitriny.
Mety hiteraka krizy vaovao izany, nefa misy fanantenana koa hivoahana amin’izao krizy izao."...
-
Lundi 03 mars 2014 à 00:00:00
Manana ny fijeriny ny raharaham-pirenena ny mpanoratra. Anisan’izany i Ianona.
Taratra (*) : Inona moa ilay hoe « filoham-pirenena vaovao » ?Ianona (-) : ...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
L’Institut supérieur en sciences de l’environnement et de gestion (Isseg) a sorti sa 6è promotion dénommée « Tsinjo » hier au Live hôtel...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Le conseil des administrateurs de la Banque mondiale a approuvé des financements d'urgence destinés à aider Madagascar,
jeudi dernier à Washington. Et ce,...