-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Le fait de donner les pleins pouvoirs au gouvernement actuel signifie que le vide institutionnel n’existe pas.
De ce fait, l’absence du Président de la République...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Hazakazaka ny raharaha.
Niatrika fianianana teo ambany fitarihan’ny zokiolona indrindra tao amin’ny Fitsarana avo momban’ny lalàm-panorenana (HCC) ireo mpikambana...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Niova ny fomba fiady.
Taorian’ny olana tsy nahavitany ny fampanendrena ny praiminisitra, niketrika fananganana fikambanana etsy sy eroa indray ny Mapar, hanaovana tsindry aloka ny ao...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Tsy hisy fahabangana eo amin’ny fitantanana raharaham-bahoaka. Fanamarihana nataon’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery io, taorian’ny fanotronany ny fianianan’ireo...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
La Haute cour constitutionnelle (HCC) partiellement remaniée pourra poursuivre ses missions.
Hier, les trois nouveaux conseillers constitutionnels nommés par le...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Hanomboka anio ary hifarana rahampitso ny fihaonamben’ny mpampianatra mpikaroka (Seces) hatao ao Foulpointe. Mandritra ny fihaonana koa no hanovana ny mpikambana ao anatin’ny birao...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Mihamafy ary mihahenjana ny fanomanantenan’ireo mpikatroka 19 mianadahy mandrafitra ny ekipa nasionaly hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja kick-boxing.
Ny 1...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Velon-taraina ireo mpampianatra amin’ny kolejy niofana tany amin’ny foibem-paritra fanofanana pedagojika (CRNFP), ny taona 2010-2011,
satria maro ny fampanantenana tsy tanteraky...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Miandrandra vahaolana maharitra amin’ny fitondrana vaovao ny mpianatra malagasy mianatra any ivelany.
Tsy vitsy koa no kivy ka nandao ny fianarana na tsy mbola vita hatramin’ny...
-
Jeudi 13 mars 2014 à 00:00:00
Tato anatin'ny telo volana izao, sempotra ny ankamaroan'ny zaza sy ankizy entin'ny ray aman-dreniny eny amin'ny tobim-pitsaboana. Vokatry ny fahalotoan'ny rivotra iainana no tena mahatonga izany...