-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Miroso mankany amin’ny fankatoavana iraisam-pirenena ny Malagasy, noho ny fahavitan’ny fifidianana notakian’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena. Milamina izany ny amin’iny...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny volabe tamin’ny gony, mitentina 100 tapitrisa Ar, sarona ny alin’ny talata teo, nandritra ny fanafihana ny percetion principale teny Analamahitsy,
nahatratra volabe...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Nirara-kompana ny bala teny Analamahitsy ny alatsinainy alina teo. Ela ny ela, tonga ara-potoana ny mpitandro filaminana ka rava ny fanafihan-jiolahy niaraka tamin’ny volabe amina miliara,...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Natao omaly teny amin’ny lapan’ ny Fitsarana Anosy ny fitsarana ny raharaha kidnapping,
fikambanan-jiolahy mitam-piadiana mahery vaika nahavoarohirohy an’i Djaffar Younouss...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Nidoboka am-ponja avy hatrany ilay lehilahy voarohirohy ho mpanao hosoka.
Maro ireo olona efa voasolokin’ity lehilahy ity, araka ny fitantaran’ireo niharan’ny fisolokiana...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
Mihatra ny « couvre-feu » any Morafeno Amboasary Atsimo nanomboka omaly taorian’ny fanafihan-dahalo ka nahafatesana telo mianaka. Nanapa-kevitra ny manam-pahefana sy ny mpitandro...
-
Mercredi 19 mars 2014 à 00:00:00
10 mianadahy no voasambotry ny zandary tany Ranomafana, distrika Ifanadina,
noho ny fampiasana vola sandoka. Mpivarotra iray lasibatr’izy ireo no nampandre ny zandary ka rehefa natao ny...
-
Mardi 18 mars 2014 à 00:00:00
Une rencontre entre la délégation indienne et les autorités malgaches est prévue se tenir cette semaine pour discuter de la possibilité d'installation d'une...
-
Mardi 18 mars 2014 à 00:00:00
Le gouvernement japonais a toujours aidé Madagascar en terme d'éducation
-PHOTOS-
-
Mardi 18 mars 2014 à 00:00:00
Raha vao fitiavana ny resaka dia anisan’ny toetra iray mametraka olana hatrany ny fahasarotampiaro. Tsy misy afa-bela amin’io n any lahy n any vavy fa samy manana azy ity avokoa ary...