-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy Befelatanana,
ny antony mahatonga ny fahasembanana vokatry ny fahavoazana eo amin’ny atidoha. Raha ny nambaran’ny dokotera Rakotonirainy Jean Jacques,...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Fanamarihana fiaraha-mientana amin’ny firenen-drehetra ny famonoana ny jiro mandritra ny ora iray (8ora sy sasany-9 ora sy sasany alina) ny asabotsy izao, ao anatin’ny hetsika «...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
"Tsy maintsy olona ananan’ny vahoaka sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena fitokisana izay ho praiminisitra vaovao amin’izao Repobika IV izao.
Satria tsy afa-mitoka-monina...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
« Ireo Tsimahafotsin’Ambohimanga sy ny terak’Andriamarofatsy ».
Io no lohatenin’ny boky vao nivoaka, nosoratan-dRanaivoson Désiré. Araka izany,...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola,
ny andron’ny Taom-baovao malagasy. Ny 30 marsa hifoha 31 marsa, no...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Feno 40 taona amin’ity taona 2014 ity ny klioba Akka eo amin’ny taranja karate. Araka izany, hankalaza io tsingerintaona nijoroany eto Madagasikara io izy ireo manomboka amin’ity...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nosokafana tetsy Antanimena PK.0 (Cercle des Cheminots) ,omaly,
ny fankalazana ny faha-30 taonan’ny Ofisy malagasy misahana ny zon’ny mpamorona na ny Omda. Tamin’izany no...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Efatra andro mialoha ny hanatanterahana ny andiany fahatelo, amin’ny “Koud’Poussy” isika anio. Ilay fifaninanana mitondra posy, tanterahina ao Antsirabe ny asabotsy 22...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra azon’ireo solontena malagasy,
nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “Junior”, taranja tenisy. Tsy nisy nahadingana ny...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nisy ny endrika feno fanararaotam-pahefana ny nataon’ireo mpiasan’ny sampandraharahan’ny hetra sasany tamin’ireo mpivarotra,
anatin’ny fikambanana manana delege...