-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Tokony ho tanteraka amin’ity taona ity daholo ireo ambaratongam-pifidianana tsy mbola vita.
Ny tena mahamaika ny olom-pirenena, indrindra ireo mpanao politika hitsapa hery, ny...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Nifamahofaho tsy nazava tamin’ny olom-pirenena tsotra mihitsy ny feo mikasika ny fifandraisana eo amin’ny ankolafy politika isan-tsokajiny,
taorian’ireny fifidianana...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Tsy nanana fandaharam-potoana hitsidika ny filohan’ny Antenimieram-pirenena ireo delegasiona parlemantera avy any Kanadà. Notondroin’ny Mapar avy hatrany ho tompon’antoka...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Mbola mandeha ny adi-varotra. Afaka miteny daholo izao izay te hiteny ny amin’izay tokony ho praiminisitra. Anisan’ireny koa ny Vondron’ny mpianatra sy mpampianatra mpikaroka eny...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
21 marsa, Andro eran-tany ho an’ny poezia.
Hanatanteraka poezia manatona vahoaka ny federasion’ny mpikanto teny sy soratra (FMTS) anio. Eny ambony fiarabe roa no hanatanteraka...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Poeta sy mpanoratra, olon’ny kanto takontakona any… Eo hatrany, nefa toa tsy eo koa. Tsy mba mora jifaina toy ny hira, kanefa mba maro mpankafy ihany koa ny sanganasan’izy...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Manana ny fiainany tsy fantatra sy tsy hita eny an-tsehatra ny mpanakanto.
Mety ho tsara ao koa ny mifanohitra amin’izay. Tsy vitsy ny mahagaga. Anisan’izany ny nihatra...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Hisongadina manokana, mandritra ity faran’ny herinandro ity, ny hakanto sy ny haren’ny asa soratra malagasy. Ny 21 marsa tokoa mantsy no Andro eran-tany ho an’ny poezia.
Ho...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
« Satria vehivavy » : lohatenin’ny boky nosoratan’i Er Marinah sy Ianona ary Brentch Mbolamasoandro.
Mirakitra tononkalo maro ity boky, ahitàna ny...
-
Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
Mitohy ny tolo-tanana hanarenana an’Antananarivo.
Nanolotra 150 tapitrisa Ar avy ireo mpandraharaha telo misahana ny fifandraisana eto amintsika.Omaly, tetsy amin’ny...