-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
La probable dissolution du bureau permanent continue d’alimenter les débats. L’association Zanak’i Fianarantsoa a tenu à apporter quelques propositions si le cas...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Manan-talenta ny Malagasy !
Na tsy mbola misy eto amintsika aza ny « solo danse », araka ny nambaran-dRandrianarisoa Rijamanitra, mpitarika ny Dih’Art, io no...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Anisan’ny mandray anjara lehibe amin’ny famongorana ny mpanao piraty ny borigady miady amin’ny piraty (BAP).
Nandritra ny tafa nifanaovana tamin’ny talen’ity...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Taorian’i Tence Mena, ny tarika Iraimbilanja indray no nosafidian’ny Amitié Fandian etsy Ankadindramamy (Samara taloha),
hanafana ny « cabaret » ao aminy...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Notanterahina, omaly niainga teny amin’ny minisiteran’ny Rano eny Ambohijatovo Ambony hatreny amin’ny lapan’ny Tanàna,
ny diabe ho an’ny rano. «...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
« Ho an’ny 50 taona manaraka, hiiditra avy any avaratry ny Nosy indray ny rivodoza, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro.
Ankoatra izay, ho mafy kokoa ny...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fankatoavana ny federasiona maorisianin’ny handball, amin’ny fandraisany ny andiany fahatelo, ny «Challenge Trophy», fantatra fa nanolotra ny...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Ny US Ste Marienne, avy atsy La Réunion, no tafita ho an’ny sokajy “B”,
eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, taranja baolina kitra...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Na mbola vitsy anisa aza ireo mpilalao surf sy voile eto Madagasikara, efa nahatsangana federasiona izy ireo.
Efa manana federasiona miahy azy eto Madagasikara, ankehitriny, ny voile sy ny...
-
Samedi 22 mars 2014 à 00:00:00
Madagaslam, Havatsa-Upem, Faribolana Sandratra, sns. Niara-nientana nanatanteraka ny « Tononkalo mitety vohitra », omaly nandritra ny fanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny...