-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Miverina miasa indray ny sampandraharaha iray misahana ny fitantanana ny fikajiana ny asa sy ny olona ilaina eo anivon’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Hizara roa ny fandraisan-tanana ny mpitandrina Ralison Mbelo mivady ao amin’ny FJKM Andrambato Fehizoro.
Anio manomboka amin’ny 9 ora sy 30 mn, iarahana amin’ny...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny Motel Anosy, ny fisian’ny fiantohana ara-pahasalamana ho an’ireo mpandraharaha madinika. Mutuelle de Santé Harena no anarany izay...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Dibo-drano ny ankamaroan'ny fokontany (90%) eto Toamasina,
vokatry ny orambe tsy an-kiato nandritra ny dimy andro, nanomboka ny asabotsy lasa teo ka hatramin’ny omaly, araka ny vaovao...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Nodimandry ny 7 oktobra 2011 tany Ambanja Andrianambiny Justin Bezara,
fantatry ny maro amin’ny hoe Dr JB. Maro ireo nahatsiaro fa tohin’ny fahatapahan’ny lalandra, izay...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Nankatoavina tamin’ny filankevitry ny governemanta, notanterahina ny talata lasa teo, fa tafajoro ary efa miasa, nanomboka ny 3 marsa lasa teo, ilay ivontoeram-pirenena eo...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Tontosa soa aman-tsara, tany amin’ny ligin’i Boeny,
ny faran’ny herinandro lasa teo, ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Taorian’ny nandefasana azy tany anaty efitrano,
anio no mivoaka manerana ny Nosy ny DVD sy VCD mirakitra ny sarimihetsika « Malok’Ila 14 carats ». Fialamboly, hafatra...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Rehefa nianatra kabary nanomboka ny volana oktobra 2013, hanandratra ny andia « Sodika » niofana tao aminy ny Valabe (Vakoka lalaovina ibeazana).
Mahatratra 23 mianadahy izy ireo...
-
Jeudi 27 mars 2014 à 00:00:00
Ho fanomanana ny lalaon’ny tanora “jeux des jeunes”, tanterahina any Botsoana ny 22 ka hatramin’ny 31 mey ho avy izao, hisy fifantenana ireo mpilalao rugby handrafitra ny...