-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Comme convenu, la délégation malgache dirigée par le président de la République Hery Rajaonarimampianina a quitté hier la Grande île pour rejoindre...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Nody amin’ny taniny ny Jiosy.
Naverin’ny Vondron’ny tany miteny frantsay (OIF) tao anatiny indray i Madagasikara ny 28 martsa lasa teo, taorian’ny dimy taona...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Ahemotra indray.
Tsy raikitra amin’ny 3 sy 4 aprily izao ny fanirian’ny Filan-kevitra ho amin’ny fampihavanana malagasy (FFM), andrim-panjakan’ny tetezamita najoro...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Voapetraka ny alahady 30 martsa teo ny depioten’ny VPM/MMM any Manakara,
Andriantsizehena Benja Urbain na ny depiote Bébain. Nankasitrahan’ny filoha nasionalin’ny...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Miala any indray ny resa-tseza.
« Tsy misy filazana hoe foana na rava ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena, na hoe foana ny fifidianana izany », hoy ny filohan’ny...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Zaza niasa 125 ao amin’ny faritra Amoron’i Mania no nesorina tamin’izany ary averina hianatra indray. Hanomana ny fanadinana CEPE izy ireo, ny 15 jolay izao....
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Fialamboly hiaka farany.
Izay no azo ilazana ny sarimihetsika amin’ny teknolojia 5 D, izay nalaza vetivety taorian’ny nampidirana azy teto, ny volana septambra lasa teo. Fantatra...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Napetraka eto Madagasikara ny toerana hitobian’ireo fitaovana hamonjena ny traboina aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina.
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly,...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Ny an’iza no hampandeferina ka lazaina indray fa tsy Taom-baovao malagasy ? Ny an’ny Trano kolotoraly malagasy (omaly 31 marsa) izay voaporofo mazava ara-tsiansa sa ny an’ny...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Ny faran’ny herinandro teo no nanandratana ny andia « Sodika » tetsy amin’ny Falda Antanimena.
Nahatratra 23 mianadahy izy ireo ka vokatry ny fiaraha-miasa teo...