-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Hamelabelatra momba ny krizy eo anivon’ny lalàmpanorenana ny Pr Ranjeva Raymond anio, eny amin’ny Oniversite katolika Ambatoroka. Anisan’ny hasaina manokana...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
20 taona lasa, potiky ny ady an-trano I Rwanda. Ankehitriny io firenena io no anisan’ny matanjaka ara-toekarena aty Afrika. Tsy nisy fahagagana tany an-toerana fa ezaky ny tsirairay...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Araka ny famaritan’ny Instat ny fahantrana,
ny sokajin’ny olona mahantra indrindra, tsy manam-bola mihoatra ny 468.800 Ar isan-taona. Araka io famaritan’ny Instat io, ambony...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Tontolo ambanivohitra, vao mainka latsaka lalina anaty fahantrana,
araka ny fanadihadiana nataon’ny Réseau d’observateurs ruraux (ROR), nandritra ny telo taona...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Natao indrindra ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra ny « Ferme-école”,
na ny sekoly ho an’ny tantsaha ao Tombontsoa, Antsirabe. Efa nisy hatramin’ny...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Ady fiady ny fanolorana praiminisitra.
Na izany aza, tsy ambanin’izany ny ady toerana ho ao amin’ny governemanta. Ahina hahazo vahana indray ny ady seza... Tafakatra 35 be izao,...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
"Soatoavina malagasy ny fihavanana, ka tsy tokony hangatahana andro ny fanombohana ny fampihavanam-pirenena.
Tsy ao anatin’ny fotoana fohy no ahafahana manatanteraka izany fa mila...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Nitondra ny heviny momba ny ho anjara minisiteran’ny ankolafy Ravalomanana eo anivon’ny governemanta,
ny minisitra Ravatomanga Roland. “ Ny mahasoa ny vahoaka sy ny...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
“Apetrakay ho fantatry ny mpitondra fa manana olona manam-pahaizana afaka hiara-kanandratra an’i Madagasikara izahay
fa tsy ho sanatria hatao fitaovana politika isaky ny...
-
Mardi 08 avril 2014 à 00:00:00
Matotra hatramin ny niandohany ny fiaraha-miasan’ny PDS-n’i Toamasina, Toalina Zafindrabary, sy ireo mpikambana vitsivitsy eo anivon'ny kabinetrany.
Hatramin’ny...