-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Miala any sahady ny adi-varotra. Efa miomankomana amin’ilay endri-pisokafana kasain’ny filoham-pirenena hapetraka amin’ny fitondrana ireo etamazaoro politika rehetra,
izay...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Nandefa hafatra ho an’ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra vaovao ny fikambanan’ny Maintimolalin’ny oniversite (AUM)
sy ny Groupe éclaireur de contact (GEC) ary...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Tsy nahafaly ny Vondrona politika Miaraka amin’ny prezidà Andry Rajoelina (Mapar) ny safidin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery tamin’ny fanendrena praiminisitra ny...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
« Orange Trophy ».
Fifaninanana eo amin’ny taranja golf karakarain’ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar. Niditra tamin’ny andiany 2014 ny hetsika, ny...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Makawa na Malagasy karate-do wado.
Feno 20 taona katroka, tamin’ity taona 2014 ity, ity klioba eo amin’ny taranja karate ity. Araka izany, tamin’ny alalan’ny...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Mpikatroka malagasy eo amin’ny taranja kick-boxing Ranaivoson Rojo Lalaina.
Anisan’ireo nandrafitra ny ekipa nasionaly niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika farany...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Hotontosaina amin’io faramparan’ny volana mey io,
any Torkia, ny andiany faha-12 amin’ny « Festival international de langue et de culture ».
Toy ny...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Nisokatra ny zoma teo tany amin’ny foiben’ny Banky iraisam-pirenena ao Washington ny fivoriana an-tampony ho an’ireo mpiray ombon’antoka amin’ny rano ho an’ny...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Nosantarina tamin’ny fetin’ny sampan-drofia ho an’ny protestanta ary fetin’ny sampan-kazo ho an’ny katolika ny fanamarihana « Herinandro masina », omaly...
-
Lundi 14 avril 2014 à 00:00:00
Tao anatin’ny enim-bolana izay, tsaboina etsy amin’ny HJRA Andriamparany Andy Tahiry.
12 taona izy ary kilasy 3è. Tratran’ny aretina « malformation...