-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Mitaraina ireo mpitondra kamiao mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faha-4 (RN-4) fa misy sasany amin’izy ireo no minia mandika ny lalàna.
Tsy mahazo mihoatra ny 25 t mantsy...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
2014, taonan’ny fambolena !
Mpanakanto afrikanina fanta-daza maneran-tany, toa an-dry Tiken Jah Fakoly, Femi Kuti, Rachid, Wax Dey, Fally Ipupa, miisa 19 no nivondrona ka namoaka hira...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Mba hisy mangirana amin’izay! Ny halatra omby no tiana asian-teny eto. Izay vao notanterahina ny voalazan’ny didim-panjakana, laharana 2005/503 tamin’ny 26 jolay 2005,...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Miverina ny fifampitokisana amin’ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena mahazatra.
Varavarana manokatra ny famatsiam-bola haf,a toy ny Banky iraisam-pirenena sy ny Vondrona eoropeanina sy...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Hifarana anio ny maha praiminisitra an’i Beriziky. Hatao eny Mahazoarivo, izao maraina izao ny famindram-pahefana eo aminy sy ny praiminisitra vaovao, Kolo Roger.
Tsiahivina fa...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
"Iles Eparses" no filazan’ny vahiny ireo nosy malagasy, miaraka amin’i Madagasikara,
miisa dimy: Europa, Bassas de India, Juan de Nova, Glorieuses, Tromelin. "Iles...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Tonga amin’ny tsontsori-mamba isarahana ?
Mirona any amin’ny tsy fitoviam-pijery manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny depiote Miaraka amin’ny prezida...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Nanao tohivakana ny fandraisan’ny praiminisitra Kolo Roger ireo mpanao politika sy fikambanana na sendikà nanolotra anarana minisitra amin’ny governemanta vaovao, hatry ny omaly...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
"Raha alana tsirairay ao amin’ny Antenimierampirenena ireo vondrona politika, ny Mapar no maro.
Koa tsy voahaja izany ny And. 54 amin’ny lalàmpanorenana."Io ny...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Une délégation malgache s’est envolée pour Washington DC, la semaine passée, pour participer aux réunions de printemps du Fonds monétaire...