-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Selon une source autorisée, les premiers responsables de l’audiovisuel et les directeurs de publication de la presse écrite envisagent de se réunir...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny alahady lasa teo ny fihaonana manokana teo amin’ny Praiminisitra Kolo Roger sy ireo antoko nanolotra azy ho praiministra.
Tanjona amin’izany ny fisafidianana izay ho...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Mahazo vahana ny tsy fitoviam-pijery
manoloana ny raharaham-pirenena eo anivon’ny depiote Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina (Mapar) sy ireo mpitarika azy.
Efa...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Efa nandray ny vatsim-pianarana roa volana farany ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.
Misy ireo efa nahazo izany, toy ny ao amin’ny fianarana ho mpitsabo,...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
De source auprès de la direction générale de l’administration pénitentiaire, hier,
un détenu consomme environ 2 Kcal de nourriture par jour. Ces...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
De source auprès de l’association Hydrauliques sans frontières,
La Communauté de communes du Pays de Gex (CCPG) a été sollicitée par...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Mandray andraikitra eto amin’ny firenena misy azy tokoa ny fianakaviambe silamo eto Madagasikara.
Nanaporofo ny firaisany volo amin’ny fiaraha-monina ny sampan’ny...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Izany no fandrobana antoandro. Notafihin’ny jiolahy efatra mitam-basy ny toby fizaran-tsolika ao Ambatomainty, boriborin-tany faha V, omaly maraina.
Vola 31 tapitrisa Ar saika harotsaka...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Efa ilaozan’ny toetr’andro. Tsy maharaka ny zava-misy eto amintsika intsony ny tontolon’ny fandraharahana ny fonja.
Mivangongo amin’ny minisiteran’ny fitsarana...
-
Mardi 15 avril 2014 à 00:00:00
Hiditra an-tsehatra tanteraka amin’ny raharaha nandrodanana trano tao amin’ny tanin’ny minisiteran’ny tontolo iainana tao Nanisana ny fikambanana mpiaro ny...