-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Hanomboka amin’ny talata 22 avrily,
aorian’ny fetin’ny Paska ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo renivohitra. Nisongadina izany nandritra ny fampitam-baovao...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Efa miomana amin’ny fiatrehana ny Paska avokoa ny isan-tokantrano, indrindra eo amin’ny lafiny ara-panahy.
Mitondra fanazavana manodidina ny fanamarihana izany andro lehibe izany...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Sambany ! Manomboka amin’ity herinandron’ny Paska ity,
hiova filamatra ny fifaninanana eo amin’ny scooter eto Madagasikara. Nanova fomba fiasa tanteraka ary miara-miasa...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Tsy be resaka fa sary no miteny !
« Efa nahitana izany ihany ny « Malok’Ila 14 » fa manantombo kokoa ny « Adisanina be galona » », hoy Rajao raha...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Samy manana ny hanitra ho azy…
Izay indrindra no antony nisafidianan’ny Mada Pro ireo andriambavilanitra malaza amin’ny mozika mihetsika amin’izao fotoana,...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Tsy fahafinaretan’ny maso ihany fa sady lalao no fialamboly…
Mety ho fampidiram-bola tsara mihitsy aza raha atao amin’ny tokony ho izy, ny fambolena voninkazo....
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Anio no andro farany amin’ny fifanintsanana eo amin’ny fifaninanam-pirenena,
taranja handball, ho an’ny sokajy zandriny. Efa fantapantatra avokoa ireo ekipa hiatrika ny...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
« Le chef de l'Etat a souligné sa volonté de lutter contre le Sida et de faire le nécessaire afin de réduire le taux de prévalence,
même si ce...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Par arrêts de ce jour,
le Conseil d’Etat a annulé les décisions de la Commission Spéciale sur la Communication Audiovisuelle (CSCA) et de l’Office...
-
Jeudi 17 avril 2014 à 00:00:00
Maro ny sehatra iaraha-miasa amin’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) sy ny fanjakana malagasy. Notanterahina, omaly alarobia tao amin’ny Hotely Moringa ny...