-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
« Ny zava-dehibe indrindra dia ny fizarana, ny fanatonana ny vahoaka sy ny fampifaliana azy amin’ny maha fety ny andro.
Tontosa iny ny hetsika, izay ezahanay ho tsaratsara kokoa...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Nahoraka andro sy alina ny tao Antsirabe.
Nifanojo tamin’ny nandrasan’ny rehetra ny « Paska Bira ». Efa tafapetraka tsara amin’ny toerany ny hetsika. Malaza...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Diso lalana ! Nidona tamin’ny vato ny sambo mpitondra solika iray Tromso, saika hamonjy ny seranana any Antsiranana ny 17 avrily teo.
Tany amin’ny lalana marivo, falehan’ny...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
« Ambaniana ny fahaizan’ny tanora malagasy eo amin’ny tontolon’ny asa», hoy ny talen’ny Btrao iraisam-pirenena momba ny asa (Bit) eto amintsika,
Ntsay...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Vita omaly ny famindram-pahefana tao amin’ny minisitera misahana ny asa tanana.
Nohamafisin’ny minisitra teo aloha, Razafitombo Elisa, ny lanjan’ny asa tanana eo...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Saika efa zokiolona avokoa ny mpiasan’ny Sirama,
naato tamin’ny asany ny taona 2005. Tsy nanantena handray ny fisotroan-dronony anefa izy ireo, na izany aza. « Saingy,...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Hanomboka anio, ny fivoriana tsy ara-potoana eny anivon’ny Antenimierampirenena.
Hafana ny adihevitra sy ny mety ho firosoana amin’ny fifidianana filohan’ity andrimpanjakana...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
“Maotera ho an’ny fampandrosoana sy ny famoronana asa ny indostria.
Maro koa ireo mpampiasa vola vahiny ho avy eto ka manome toky izahay fa hanao ny azo atao. Hanao ny...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Ilaina ny fisian’ny mpanohitra. Eo amin’ny fifandanjan-kery politika io. Hatramin’izao, tsy mbola fantatra mazava izay hoe mpanohitra.
Ny antoko Avotra ho an’ny...
-
Mercredi 23 avril 2014 à 00:00:00
Mahaleo tena ve ny fitsarana?
Mbola misy ny tsindry bokotra isandohan’ny mpanao politika sasany ny anaran’ny filoham-pirenena... "Ny zava-doza, misy namana sy...