-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Nandritra ny fanamarihana ny Andro eran-tany momba ny boky sy ny zon’ny mpamorona,
omaly, no nanambarana tamin’ny fomba ofisialy fa irosoana sy ampiarina ny politika malagasy...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Tsy ny hira tsotra ihany fa tratry ny fanaovana dika mitovy na ny piraty ihany koa ny vokatry ny hiragasy.
« Mbola tany amin’ny andron’ny K7, nahalafo 200 isa mahery ao...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Niampy 37 indray ireo mpilatsaka an-tsitrapo,
tanora amerikanina, avy amin’ny Corps de la paix raha toa ka miisa 133 no efa miparitaka sy miasa eto amintsika. Notontosain’izy...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Hitondra fanovana sy fanatsarana amin’ny asa efa nataon’ny minisitra teo aloha no laharam-pahamehana ho an’ny minisitry ny Mponina vaovao, Johasy Eleonore, araka ny nambarany...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Hiavaka ny taom-pilalaovana 2014,
ho an’ny federasiona sport automobile malagasy, amin’ity. Hoezahin’ny tomponandraikitra ny hahamora ny fitsaboana ireo mpanamory...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Ady sahala samy tsy nisy nitoko no nisarahan’ny Chelsea sy ny Atletico de Madrid,
teo amin’ny lalao manasa-dalana mandroso, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Rasolomanana Rija Lanaina, mpilalao avy ao amin’ny klioban’ny Kamafa Antsirabe, no voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, taona 2013, sokajy «1ère...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Le député indépendant élu dans le district d’Ambohidratrimo, Luc Ratsimbazafy,
a accepté hier, de livrer son point de vue sur la situation qui...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
Le nouveau ministre de l’Education nationale, Paul Rabary, a donné l’ordre au directeur des ressources humaines du ministère de régler, une bonne fois pour toutes,...
-
Jeudi 24 avril 2014 à 00:00:00
La passation entre la ministre sortante, Elia Ravelomanantsoa, et la ministre entrante, Vaonalaroy Randrianarisoa, s’est tenue hier, au ministère de la Culture et du Patrimoine...