-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Kandidà avy any Toamasina, Manakanjaina Agatino, no mitarika ny Antilin’ i Madagasikara manomboka izao.
Tamin’ny zoma teo no nanaovana ny fifidianana ity filoha...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nomarihina, omaly, ny Andro eran-tany ho an’ny fiahiana ny fahasalaman’ny mpiasa eny anivon’ny orinasa. Voarakitry ny lalàna ny tokony hiarovana ny mpiasa amin’ireo...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nitsidika ny EPP Andavamamba, omaly, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rabary Paul. Velon-taraina ireo mpampianatra fa tsy hisitraka ny valin-kasasarany amin’ity volana avrily...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
« Tournoi international de Rodrigues ». Fifaninanana eo amin’ny taranja judo, notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tany Rodrigues, tao amin’ny kianja mitafo...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Departemanta samy hafa ny tanora sy ny fanatanjahantena,
saingy mitovy ny fomba hitantanan’ny minisitra Andriamosaharisoa Jean Anicet azy. Resadresaka nifanaovana tamin’ny...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nanainga omaly ary nihazo an’i Malaysie,
hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny Muay Thai, Rakoto Stephane,. Fihaonana, hotanterahina ny 1 - 10 mey ho avy izao....
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Ho tontosaina ny 19 hatramin’ny 21 jona ho avy izao eny amin’ny Foibe fivoriana iraisam-pirenena Ivato (CCI) ny hetsika « Salon des mines ».
Nilaza ny mpikarakara fa...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Tsy mora ny manao fanadihadiana lalina,
mikaro-baovao mikasika ny tontolo iainana, indrindra manoloana ny trafika an’ireo harena voajanahary eto amintsika. Nampiofana mikasika ny...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Fanambin’ny filoha !
Hamaky ady amin’ny mpanao trafika andramena ny filoha Rajaonariampianina Hery taorian’ny nandraisany ny fahefana feno ny volana febroary teo. Na tsy...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nisy fivoriambe hampiroboroboana ny varotra iraisam-pirenena,
omaly tetsy amin’ny foiben’ny Sampandraharaha iraisam-pirenena mikasika ny varotra iraisam-pirenena eto Madagasikara...