-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Efa mihantomotra ny fotoana.
Ny volana aogositra izao no hanatanterahana ny “Afrobasket U18 Men 2014” eto amintsika. Araka izany, hiroso amin’ny hetsika fampahafantarana...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Ny asabotsy 14 sy ny alahady 15 jona ho avy izao, no hanatontosana ny «jeux corporatifs», ho an’ny taona 2014.
Fihaonana natokana ho an’ireo mpiasa amina orinasa ka...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Nifarana omaly alahady ny «tournoi international de Rodrigues», taranja judo. Araka ny vokatra voaray, nandrombaka medaly volamena iray sy alimo iray i Madagasikara nandritra ity...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Naneho ny toe-tsaina spaortifa ananany ny mpilalaon’ny Cnaps Sport,
taranja baolina kitra. Nanaporofo izany ny fanomezan-drà, nataon’izy ireo ho an’ireo marary tetsy...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Raikitra. Niroso amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara ny eo amin’ny rallye virtuel.
Ny asabotsy 3 mey teo, tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Namaritra ny laharam-pahamehana. “Maika ary tokony ho laharam-pahamehana ny fanamboaran-dalana sy ny fampidirina herinaratra ary ny lafiny fifandraisana sy fifandraisan-davitra.
Tsy...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Nandeha ho azy. Voafidy tsy nisy kandidà nifanandrina aminy ireo natolotry ny Vovonana manohana ny filoham-pirenena (PMP),
hofidina ho eo anivon’ny birao maharitra, natao omaly...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Tsy nandalo fotsiny ny andron’ny 3 mey.
Nomarihina ny faran’ny herinandro teo ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Nahitana hetsika sy...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Navoitran’ireo andian’olona vitsivitsy, nifamorivory tetsy amin’ny amin’ny tranon-dRazanamahasoa Christine, etsy Amparibe, omaly fa tsy eken’izy ireo ny amboletra...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
7 mey 1929-7 mey 2014. Feno 85 taona ny nahaterahan-dRabesahala Gisèle,
maty ny 27 jona 2011. Noho izay tsingerin-taona izay, hanomezam-boninahitra azy ity herinandro ity: ny 7 ka...