-
Mardi 06 mai 2014 à 00:00:00
Demokraty ! “Maodely i Fianarantsoa”,
hoy ny teny niraisan’ny nandray sy ny nanolotra ny fitantanana ny filoha lefitry ny Antenimiera, ho an’ny faritanin’i...
-
Mardi 06 mai 2014 à 00:00:00
Depiote sivy no fantatra fa mety hoesorin’ny vondrona politika Miaraka amin’ny prezidà Andry Rajoelina (Mapar) ny maha depiote azy.
Eo am-pitadiavana lalana hahazoana...
-
Mardi 06 mai 2014 à 00:00:00
Nitondra valin-kafatra. “Tsy mitombina ny fitorian’ny Mapar eny amin’ny HCC. Ara-dalàna tanteraka, tsy toy ny tamin’ny fitsipika anatiny nifidianana ireo birao...
-
Mardi 06 mai 2014 à 00:00:00
Nanao rodobe. Nangata-panazavana,
nametraka taratasy fitoriana eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny depiote Miaraka amin’i Andry Rajoelina, omaly....
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Raha samy mbola difotra amin’ny adilahy politika miseho eto an-dRenivohitra ny mason’ny mpanara-baovao, mirongatra ny tsy fandriampahalemana,
saika amin’ny faritra maro...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Fandehanana mafy, tsy fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana matetika no antony mahatonga ny lozam-pifamoivoizana. Anisan’izany ity nitranga teny Ampitatafiika ny alin’ny...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Hatramin’ny fiandohan’ny volana mey, ka hatramin’ny omaly, tafiakatra 50 no isan’ireo olona nanatona ny hopitaly tetsy amin’ny HJRA, vokatry ny sakafo tsy...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Niteraka savorovoro tao amin’ny mponina akaikin’ny Depot Galana ao Toamasina,
ny zoma alina teo, ny nahafaty tovolahy iray vao 18 taona monja. Araka ny loharanom-baovao, namoy ny...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
La troisième édition du festival de danse multidisciplinaire « Arondihy » a touché à sa fin,
avec un bilan positif au compteur. Nombreux...
-
Lundi 05 mai 2014 à 00:00:00
Bien que les inscriptions pour le tournoi BMOI Premium challenge 2014 ne doivent être bouclées que le 15 mai,
le quota a été déjà atteint depuis le...