-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tsy nisy ny latsa-bato miafina. Tsangan-tanana no nandaniana ireo filoham-baomiera miisa 30, tamin’ny fifidianana notanterahina teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly....
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tovolahy iray no niharan’ny herisetra tao Ampita Andrefana fokontany Ankoririka faritra Alaotra Mangoro, ny herinandro teo.
Voalazan’ny loharanom-baovao iray avy any an-toerana...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Atahorana ny ain’ilay renim-pianakaviana niharan’ny fanolanana tambabe nataon’ny jiolahy,
omaly vao maraimbe tao Salazamay Toamasina. Araka ny loharanom-baovao voaray avy...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Mbola any am-pelatanan’ny jiolahy ilay sinoa nalain’ny jiolahy an-keriny tao Mangarano Toamasina.
Fantatra izao fa efa eo am-panangonana ny volabe 2 tapitrisa euro ny...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Efa tsy mifaditrovana sa entin’ny fahantrana? Zazarano vao enim-bolana an-kibo no narian-dreniny tanaty rano eny Antsinanantsena Sabotsy Namehana,
ny alarobia lasa teo. Hitan’ny...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tsy miova fa toy ny teo aloha ihany ny fitantanan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) ity taranja ity eto amintsika.
Miainga any indray mantsy ny...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
La fédération malgache de basketball (FMBB) est au cœur des préparatifs de l’Afrobasket U18 du 8 au 17 août au plais des Sports de Mahamasina.
Dans ce...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Comme à l’accoutumée, et ce avant de démarrer en fanfare la saison,
Cnaps Sport organise une journée de réflexion ayant pour objectif de faire une...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Au fur et à mesure des années,
la foire internationale de Madagascar (Fim) a su s’adapter au contexte politico-économique du pays. Il y a quelques années,...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Dans la majorité des régions, la grande récolte se poursuit et ce, malgré les prévisions qui ont annoncé une baisse de la production. Cette situation a un...