-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Anisan’ny nanambara am-bava izany voalohany ny « Force mediane mixte » (FMM),
tarihin’Andrianirina Max Fabien. Nanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
“Ny fandaharanasa fanatanterahana naroson'ny Praiminisitra Kolo Roger, teny aminy antenimiera, ny zoma lasa teo,
dia famintinana ny "stratégie nationale de relance...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Tsy ho ela intsony ?
Hihaona amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra ny delegasionan’ny ankolafy Ravalomanana sy ny filoha Rajaonarimampianina, araka ny navoitran’ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Nihoatra ny niheverana azy ny asa vitan’ny mpamono valala satria 460.000 hekitara sisa dia ho tratra ny tanjon’ny dingana voalohany.
Tsy hiantraika amin’ny fizotry ny asa...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Fisainana diso ny fanamavoana ny fomba amam-panao Malagasy sasany,
heverina ho nilaozan’ny toetr’andro, araka ny nambaran’ny mpahay siansa maro. Mifanaraka amin’ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Mitaraina amin’ny firongatry ny halatra omby ao amin’ny distrika ny mponina any Ambatolampy,
ao amin’ny faritra Vakinankaratra.Tranga niseho faramparany tany ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Nanentana ny vahoaka hahay haka ny toerana tokony ho azy eto amin’ny firenena ny fikambanana Hafari Malagasy
nandritra ny lanonana nisantarana ny fanamarihana ny faha-5 taona...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Mitsingerina anio ny faha-42 taonan’ny tolom-bahoaka, isan’ny nitondra fanovana lehibe teto amin’ny firenena tamin’ny 13 mey 1972.
Hifamotoana eo anoloan’ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Divers facteurs handicapent le développement des productions agricoles à Madagascar. Parmi ceux-ci, on peut citer la dégradation de l’environnement due au changement...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Madagascar dispose d’importantes potentialités grâce à ses ressources naturelles qui ne demandent qu’à être exploitées.
Toutefois, le...