-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
« Tokony mba hojeren’ny fanjakana ny handraisana ireo mpampianatra Fram nandritra ny taona maro ka efa nahazo ny mari-pahaizana araka asa taorian’ny fiofanana nataon’izy...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Tojo olana ny mpianatra taona voalohany ao amin’ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo eny Ankatso.
Amin’ny 7 ora maraina no manomboka ny fampianarana ao amin’ny...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Ho fanomanana ny fandraisan’i Madagasikara ny « Afrobasket U18 Men 2014 »,
hiara-kiasa amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny federasiona malagasin’ny...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Sambany. Handray fifaninanana eo amin’ny motocross ny tany malalaka eny Andohatapenaka. Nampitondraina ny anarana “Cross Elf Moto” ny hetsika, izay karakarain’ny...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Mandritra ny dingana rehetra tanterahina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny rallye, hotohanan’ny orinasa PMU Madagascar ny ekipazy misy an’i...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Ny ekipa nisy an’i Nanou, Radoko ary Jacquis, no nandrombaka ny fandresena teo amin’ny “grand open Analogh”, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana, notontosaina ny...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Nisokatra ny alatsinainy 12 mey teo, tao amin’ny Institut d’études politiques ao Faravohitra, ny “Herinandro atokana ho an’ny firenena indianina”.
Efa nisy...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Efa tamin'ny 17 avrily no nisy nangalatra ireo vy sy bilao amin' ny tetezamby ao Antetezambaro eo amin'ny PK faha-12,
Toamasina, mihazo ny lalam-pirenena faha-5 mianavaratra. Olona telo no...
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
Noraisin’ny filoha Rajaonarimampianina teny Iavoloha,
afakomaly ireo mpikambana eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana ho an’ny Tetezamita (Cenit)....
-
Mercredi 14 mai 2014 à 00:00:00
« Tsy ho ela ny famindram-pahefana eo amiko sy Razanamahasoa Christine rehefa tomombana ny dingana rehetra tokony harahina »,
hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena,...