-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Andry Rajoelina tente de recoller les morceaux après l’éclatement du Mapar dû à la divergence d’opinions entre les députés qui le...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Tsy noraisin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana ny fitakian’ny filohan’ny antenimierampirenena teo aloha,
ny depiote Razanamahasoa Rakotozafy Christine....
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Niara-nanombana ny fifandraisan’ny tany roa tonta ny filoham-pirenena malagasy,
Rajaonarimampianina Hery sy ny masoivohon’i Kaomôro, Caabi Elyachroutu Mohamed, nandritra ny...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Sahiran-tsaina ary diso fanantenana ny vahoaka fa tsy tanteraka ny nantenainy taorian’ny fifidianana,
hoy ny fanambaran’ny filohan’ny Voarabe, sady mpitondra tenin’ny...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Amin’ny volana novambra na oktobra no hanatanterahana ny fifidianana kaominaly, ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna. Izany dia araka ny soso-kevitra natolotry...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Nahemotra ho amin’ny 10 jona izao indray ny fitsarana ilay depiote Mapar voafidy avy amin’ny distrika iray.
Efa namoahana didim-pitsarana izy io fa meloka, saingy nampiakatra...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
« Nafana sy nampihetsi-po ny fihaonan’ny tarika indray tamin’ireo mpankafy ny zoma lasa teo,
tao amin’ny Piment Café. Mampanantena izahay fa hitohy ny...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Nankalazaina, nandritra iny taona 2013 iny, ny faha-55 taonan’ny antoko mpihira Mimoza,
ao amin’ny FLM Antsirabe Antampontanàna. Hetsika maro samihafa, tsy nivaona...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Tonga amin’ny andiany fahatelo, amin’ity taona ity, ny « Tana speech contest », fifaninanana mandaha-teny amin’ny teny anglisy, karakarain’ny fikambanana The...
-
Jeudi 15 mai 2014 à 00:00:00
Ho ambohipihaonan’ny mpandraharaha ara-toekarena amin’ny sehatra maro,
eny amin’ny Zone Forello Tanjombato, manomboka anio, fotoana hanombohan’ny Foire internationale...