-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Nankatoavin’ny vaomiera eo anivon’ny Federasiona iraisam-pirenena momba ny fizahantany
ny hanomezam-boninahitra sy fankasitrahana mpanakanto malagasy miisa 16 (mpanao sary,...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
« Boky iray vaovao no misokatra ho an’ny tantaran’ny sarimihetsika malagasy ary ny pejy voalohany no hosoratantsika anio »,
hoy ny talen’ny Ofisy malagasy...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Mbola mipetraka ho olana ho an’ny fahasalamam-bahoaka ny aretin’ny nify sy ny ativava,
araka ny fanambaran’ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka....
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Vita amin’ny 75%-n’ny asa fanamboarana hopitaly eny Anosiala,
araka ny zavatra hita nandritra ny fitsidihana nataon’ny tomponandraikitra avy ao amin’ny...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Nampahafantarin’ny tompon’andraikitry ny kaominin’Antananarivo Renivohitra, tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna ny alarobia teo,
fa hanomboka hampihatra...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Iray volana latsaka dimy andro, mialoha ny handraisana ny «Mondial 2014»,
taranja baolina kitra, isika izao. Hatreto, tsy mbola milamina ireo fotodrafitrasa hanaovana izany ka...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Anisan’ny fihaonana hanamarika ity faran’ny herinandro ity, ny fifaninanana tsipy kanetibe, karakarain’ny klioba FCBT. “Grand open FCBT”, hotontosaina ny asabotsy 17...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Nisokatra, omaly, ny Fim 2014.
Nanokatra izany ny filohan’ny Repoblika, Rajaonarimampianina Hery, niaraka tamin’ny Praiminisitra, Kolo Roger. Mandray anjara amin’izany ireo...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Orinasa efa nisy nanomboka ny taona 2006 ny Alutech eo Antenimena,
mpanome tolotra ho an’ny kojakoja fanaovan-trano vita amin’ny aluminium. Tombony iray lehibe ny fandraisany...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Tonga tamin’ny fotoam-panokafana ny Fim 2014, omaly,
ny masoivoho japoney miasa eto Madagasikara, Ryuhei Hosoya. Resaka nifanaovan’ny gazety Taratra taminy. Gazety Taratra*:...